Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i margrity, milahatra araka ny daty
margrity
(
27/11/2013 21:39)
Manala zaza
Maro dia maro ny firenena eto antany no mankatoa ny fanalan-jaza any amin'ny hopitaly. Ary ireo firenena mandroso no ankamaroany amin'izany. Ahoana kosa ny eritreritsika malagasy amin'izany....
tohiny
novalian'i mesi ny 28/01/2014 12:30
margrity
(
22/08/2013 07:25)
te hianatra francais courant
Za mba te hianatra francais courant ilay miteny mihitsy. Ny mijery film azoko tsara ny teneniny na ny mamaky boky, fa ilay miteny mihitsy no tsy haiko. Sao misy torohevitra?...
tohiny
novalian'i Tibao ny 26/05/2014 20:41
margrity
(
27/06/2013 20:19)
Inona no mahafinaritra ny gasy?
Eritreritra mandalo moa izany. Araka izao krizy lava reny, lainga ary fampanantenana zary famendrofendrona mahazo ny gasy izao; inona no zavatra tena hoe mahafaly ny malagasy?
tsy misy an...
tohiny
novalian'i pisoonja ny 01/07/2013 13:17
margrity
(
26/06/2008 16:20)
matahotra dia marary kibo
Inona kay no mahatondra ny olona harary kibo rehefa matahotra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:55
