Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i maningana, milahatra araka ny daty
maningana ( 08/09/2015 12:53)
Piso
Rehefa miantso ny zanany vavikely 8 taona zany i ramatoa RAVAO dia ouz oe Piso an, dia sorena ilay zaza ka niteny oe zah aza antsoina izany PISO zany fa tsy tiako izany fa ny anarako iantsoana ahy. In... tohiny
novalian'i taxs ny 11/09/2015 13:42
Maningana ( 02/03/2015 12:23)
carte SD tsy mety voavaky
Mba hanotany zah oe f manin na ahoan n antony mahatonga izao tranga izao: misy carte SD nangalana sary t@ appareil photo numerique, ref jerena ao anaty appareil dia hita eo daolo ireo sary, ref ho jer... tohiny
novalian'i Maningana ny 04/03/2015 11:43
Maningana ( 09/10/2014 06:13)
Veloma ry Paris kaloin'i Barijaona
Mba omeo n tonony sy ny clip an'io hira io izay manana รด, mrc, raha misy KARAOKE vao maika tena tsara... tohiny
novalian'i ora ny 18/12/2014 12:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069