Liste des messages
Liste des messages, inserés par mamafara, par ordre de date
mamafara
(
17/04/2008 11:33)
miaraka amina vadin'olona
sali daholo nareo.
zao no olana. Efa enimbolana zay dia niaraka tamina vadin'olona ny tenako. IO situation io dia efa fantatro hatreny ambolohany nefa izy tiako. Fiarahana miafina mazava hoazy ny an...
suite
répondu par inala le 29/05/2008 12:22
mamafara
(
24/10/2006 09:31)
miantso amin'ny fo i mamafara
Mitady namana iray izay fa tsy haiko izy io na mpikambana ato na tsia.
D.R.H. ny anarany. Izany hoe tsy teneniko eto aloha sao manafintohina.
Tsy DRH any amin'ny toeram-piasana io akory ry zareo f...
suite
répondu par antsotokana le 29/11/2006 09:35
mamafara
(
26/05/2006 07:16)
hasarotam-piaro, fitiavan-tena sa misy ambadika
Nandeha teny rehetra teny dia nahatsikaritra zavatra toy izao (azafady fa @ teny frantsay, tsy haiko ny manao traduction libre)
Les femmes laides sont jalouses de leurs maris, les belles femmes sont ...
suite
répondu par Fiffi le 29/05/2006 13:07
mamafara
(
13/05/2006 07:18)
ganagana
tafaraka teny amoron-drano ireto ganagana roa.
hoy ilay ganagana iray : coin! coin!
tezitra ilay anankiray : ialahy koa mahasosotra, zaho vao saika hanao nefa ny an'ialahy no tonga aloha
...
suite
répondu par mandrindra le 30/05/2006 13:30
mamafara
(
08/05/2006 10:31)
Faly be i mamafara
Faly be tafiditra ho mpikambana eto amin'ity tranonkala ity. Nandeha nijerijery teny amin'ny fetin'ny internet ary nisy nanondro ahy izy ity. Handramako ny hiditra eto, hay tena nety. Isaorako eto ila...
suite
répondu par raemtikoela le 26/07/2006 11:45
