Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lepetitbetsileo, milahatra araka ny daty
lepetitbetsileo
(
18/11/2007 06:58)
inona no atao raha ... ?
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?...
tohiny
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:31
lepetitbetsileo
(
16/11/2007 05:55)
marina ve ?
Tena mba mandaitra ve ireny anatra ataon'ny olona @ télé ireny raha ampiharina @ fiainana ? Sy ny @ hira hiraina ireny koa....
tohiny
novalian'i DESCARTES ny 22/11/2007 12:35
lepetitbetsileo
(
08/11/2007 15:24)
ny hatanorana
Ahoana ny fandraisan-tsika ny hatanorana ho antsika mandalo azy @ zao fotaona izao ? Inona avy ireo zavatra maneligelina ny saina ?
Ahoana ny hevitra sy ny soso-kevitra entin'ny olon-dehibe ?...
tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 18:24
