Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i latina, milahatra araka ny daty
latina
(
16/10/2009 07:27)
fampianarana manotra
Mba saika hanontany raha misy mahafantatra hoe aiza eto TanĂ no misy toerana na sekoly mampianatra manotra?
Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/10/2009 18:14
latina
(
28/08/2007 06:39)
Mitady clavier
Mba mila fanampiana aminareo namana; Inona kay ny marika clavier tsara, dia eo @ ohatrinona eo no vidiny? dia aiza no misy mpivarotra azy ireo eto Tana?
Misaotra betsaka indrindra....
tohiny
novalian'i latina ny 28/08/2007 09:13
latina
(
12/02/2007 07:13)
inona no tena diakan'ny hoe mpamosavy
Nanaraka tantara gasy tamin'ny tvm aho tamin'ny asabotsy alina, resaka pasitera, ody, renin-jaza, dadarabe ary mpamosavy no voaresaka tao. Tany amin'ny faraparan'ny tantara no somary nahavariana ahy, ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2007 06:14
