Liste des messages

Liste des messages, inserés par la, par ordre de date
la ( 13/02/2008 11:36)
TSARA ANTOKA
Miarahaba ny rehetra!! Mba mangataka ilay tonon'ny hira hoa "TSARA ANTOKA" an'ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana azafady! Dia misaotra betsaka mialoha... suite
la ( 26/09/2007 11:22)
VENDRANA sy TSOTRA
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de arar... suite
répondu par Herimiafina le 06/10/2007 05:10
la ( 24/09/2007 04:56)
...Tsy tsara raha irery ra lehilahy....
Atao aty amin'ny FITIAVANA satria resaka fitiavana. Hoy ny baiboly:"tsy tsara raha irery ra-lehilahy dia anaovako vady sahaza hoa azy izy..."; ary mba ahoana zany ra vehivavy? raha ny [u]hevitrareo[/... suite
répondu par yah le 02/11/2007 04:18
la ( 19/09/2007 12:09)
FLAN SY CREPE
Manahoana daholo ooo! Zah ry reto mbo ampianaro manao crèpe sy flan fa zah tia be nefa zah tsy mahay, misaotra mialoha e:D:miam:... suite
répondu par fiaritiana le 22/10/2007 14:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0169