Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i johns, milahatra araka ny daty
johns
(
08/08/2005 11:17)
MAHAMENATRA NEFA TSIMAINTSY ATAO
Saika hamaliako ilay dinika tatsy ambadika ito nefa ohatrany tsara raha atao hevitra vaovao.
Eo amin'ny mpivady ny firaisana ara-nofo dia zavatra tsimaintsy atao, ary fantatry ny olona rehetra fa ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:35
johns
(
04/08/2005 11:55)
AO AORIAN'NY FISONDROTRY NY LASANTSY
Araka ny toe-tsain'ny vahoaka malagasy dia, izao no zavatra hitranga:
- Fisondrotry ny vidin'ny entana tao amin'ny stockn'ny mpivarotra. Na dia mbola tsy nanondrotra aza ny mpamatsy sy ny mpitatitra....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:38
johns
(
27/07/2005 12:11)
DINIKA, FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO
MBA MANGATAKA RA-HERY ASIANA HOE : FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO.
Hanaovana présentation, salutation......
tohiny
novalian'i routa ny 04/08/2005 09:43
johns
(
26/07/2005 13:43)
NY MAHAVOA NY GASY
Voalazan'ireo namana mpiserasera @ vahiny fa ny mahatonga ny malagasy toa izao dia ny toe-tsaina. Ao ny:
1/ Tia kely
2/ Ory hava manana
3/ Be mokony
4/ Tsindrio fa lavo
5/ Miandry tolorana
Ka iz...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
johns
(
26/07/2005 13:33)
PAZZAPA
Miala any indray ny pazzapa.
dia mandritra ny 1 volana nareo mpankafy dia hitaintaina amin'ny fanarahana an'io. Tandremo sao dia tapaka lalan-dra eo fotsiny....
tohiny
novalian'i Bocassa ny 26/08/2005 16:09
johns
(
26/07/2005 13:23)
HEVITRY NY PSEUDO
Tairo hoe mba asiana dinika kely ny fandraisan-tsika ny hevitry ny pseudo.
Oh:
xxx: ve tena mpijery film X be. dia menatra dia tsy sahy mametaka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
johns
(
26/07/2005 13:16)
FIARAHABANA IZAY NAMANA VAOVAO
Hono ho aho rahalahy HERY, tsy fantatro aloha na zahay no taraiky be na ny maso no mitampina fa raha mba asiana dinika hoe "FANDRAISANA IZAY VAOVAO"
sa raha efa misy io dia aiza....
tohiny
johns
(
19/07/2005 15:49)
Anaram-piangonana
Aminareo rehefa mivavaka iza no arahana voalohany.
Jesosy Kristy sa ny Fiangonana?...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/09/2005 10:58
johns
(
24/02/2005 16:29)
ADIRESY MPIHIRA
Mba misy afaka manome ny adiresin'ireto mpihira ireto ve, na ny moyen hi-contactena azy?
TSELATRA; AMBONDRONA, JERRY MARCOS...
tohiny
novalian'i lsmasoandro ny 25/07/2005 08:35
