Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i imaitsoanala, milahatra araka ny daty
imaitsoanala ( 05/08/2008 23:07)
sipa manao 1er pas
aona ny fahitanareo an io maro mantsy no milaza fa ref ny sipa no manao 1er d mila zavatra izy zay zvtr inn io ilainy io ? misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas? ... tohiny
imaitsoanala ( 29/10/2007 21:19)
apokalipsy
aona no faitanareo an i maiol e toa manisy mafy ny FFKM mitsy ledala ankehitriny akaton' i ra8 eo njay io d lasa resaka b eo nareo v mino oe ataony fitadiavam bola ftsn ny fivavahana za ry zareo m... tohiny
imaitsoanala ( 24/10/2007 22:35)
sipa gasy lasan'ny vazaha
aona ry lty reo sipantsika lasan'vazah reo an ataon'ny vazaha malala ny....'ny mitsy efa tena lany henatra mitsy v d na vazaha efa ita fa antitra b zao aza mbola iarahana ihany ny tena tsy tanty ry... tohiny
imaitsoanala ( 13/07/2005 08:25)
aona ty malagasy lazaina mahantra ty e
nareo ve mitovy hevitra @reo zay milaza fa mahantra ny gasy. lazalazao ny hevitrareo e sika ve tena mahantra marina sa aona? ra mahantra isika dia inona no antony afaana milaza izany. ra tsia dia ... tohiny
novalian'i tsangana ny 20/09/2005 20:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068