Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i heirzo, milahatra araka ny daty
heirzo ( 31/12/2012 07:46)
Iza marina ianao?
Salama daholo ? Mba nanaitra ahy ity lohahevitra iray ity teny amin’ny fampianarana kely mba narahina teny… teny amin’ny vaky boky kely mba natao teny … ka indro zaraiko aminao sao mb... tohiny
novalian'i ral_ ny 02/01/2013 14:00
heirzo ( 28/12/2012 09:45)
Momban'ny Ody
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala... tohiny
novalian'i jobiely ny 21/02/2013 14:02
heirzo ( 28/12/2012 09:45)
Ny Ody
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala... tohiny
heirzo ( 28/12/2012 09:43)
Ianareo ve mino fa mandaitra izany hoe : "ODY" izany
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/01/2013 14:44
heirzo ( 02/10/2012 08:00)
manin ny PC rehefa
Slama daoly tska fa manin kay ny PC rhf velomina dia ts mety tonga am le demarrage de windows iny mints... tohiny
novalian'i nilex ny 21/11/2012 13:01
heirzo ( 20/09/2012 10:04)
Numéro chaché
Salama daholo! Mety ho possible iany ve ny hahafantarana azy ireny (Numéro chaché). Dia ahoana no atao hahafantarana azy ireny... tohiny
novalian'i Lars ny 26/09/2012 13:28
heirzo ( 12/09/2012 14:12)
Facebook sy Airte
Salama daholo tsika mpikambana ato amin'ny serasera! Hono ho aho, sao dia mba misy mahay mi-activer facebook amin'ny puce airtel kay ato azafady. Miala tsiny fa tsy mahay e! Mazotoa daholo tompoko ô... tohiny
heirzo ( 08/08/2012 11:05)
fomba fi-intsaller-na système d'exploitation amin'ny usb
Sao mba misy manana logiciel ahafahana mi-installer système amin'ny usb ato azafady ? Dia misaotra mialoha !... tohiny
heirzo ( 13/04/2012 09:49)
Tsy afficher ny HDD Externe
Slt! Za manana disque dur Externe, misy zavatra tena important be ao anatiny nefa le izy tsy Afficher ao amin'ny poste de travail sy any amin'ny Gestionnaire de tache. Ilay HHD Externe nefa itan'ilay ... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 01:13
heirzo ( 09/03/2012 10:25)
Fomba fakana video amin'ny internet
Ahoana kay no fomba fangalana video amin'ny internet... tohiny
novalian'i hery ny 06/10/2012 07:59
heirzo ( 20/05/2010 08:41)
sony vegaas
manahoana daholo nareo! hono ho aho sao mba misy mahay mampiasa ny logiciel Sony Vegas 7.0 nareo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074