Liste des messages

Liste des messages, inserés par gasykaraoke, par ordre de date
gasykaraoke ( 25/10/2006 20:27)
mitady ny tononkira jaojoby >> tsy akeo
eo am-panaboarana karaoke an'i Jaojoby ka mba mitady ny tononkiran'ny "tsy akeo" azafady raha misy mahalala:?:... suite
gasykaraoke ( 24/10/2006 12:13)
Gasykaraoke
Teny kely: 1) misy maromaro saika diso fa tandremo, ao @ palais des congrès ao Puteaux ilay fety fa tsy ao porte maillot! 2) maro no nanontany DEMO, ka dia efa eo @ ny site ny gasykaraoke izany za... suite
répondu par sipagasy le 12/11/2006 15:33
gasykaraoke ( 22/09/2006 10:44)
Karaoké ho antsika gasy tia mihira: gasykaraoke
tsy ilay karaoké format midi vendrambedrana iny fa tena enregistrement live studio milay be. Maro ny hira, maro koa ny mpihira, feno dia feno ny playlisitra. Miandry anareo fotsiny hamelom-peo sy hia... suite
répondu par gasykaraoke le 26/09/2006 19:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075