Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fmr, milahatra araka ny daty
fmr ( 19/05/2005 10:23)
Samy miantso ny masina...
Fandaharana télé roa samihafa no hitako ary nahavariana ahy : 1.Niantso ny masina samihafa ( mpanjaka Andrianampoinimerina sy ireo razana samihafa efa maty ) teo @ doany ilay zokiolona ,mba hanatri... tohiny
novalian'i pitchou ny 12/07/2005 13:35
fmr ( 23/04/2005 08:49)
PBXVI
Tsy pseudo akory io ka fa fanafohezana ny hoe Papa Benoît 16 , tsy italiana sady efa bebe taona ihany, natao hanohy tsotra izao izay efa natoimbok'i JPII.Raha italiana angamba no lany papa teo sady t... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 26/04/2005 06:06
fmr ( 21/02/2005 09:08)
mino sa tsy mino
inona no mahasamihafa ny mino an'Andriamanitra sy ny tsy mino an'Andriamanitra satria samy ho faty daholo ihany ?... tohiny
fmr ( 21/02/2005 08:57)
francis turbo : mihira dia manao hatsikana veta
malalaka ve ny sehatry ny zavakanto eto mada ? dia avela hanao zavatra manafintohina toy ny fampisehoana veta nataon'i francis daholo ve ny artista gasy.Mety ho zakan'ny vazaha tokoa ny ataon'i jean... tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2005 22:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1243