Liste des messages

Liste des messages, inserés par fiphie, par ordre de date
fiphie ( 07/12/2012 14:21)
Slt ! Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy met...
Slt ! Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy mety milalao kilalaom- behivavy reny miintsy fa dé kilalaona bandy kely reny ihany no tiany. Ataoko fanahy iniana mihintsy ividianako saribakoly sy dine... suite
répondu par Ratoa le 14/12/2012 22:24
fiphie ( 24/04/2012 22:03)
Mitady Allergologue sy dermatologue
Sao mba misy mahalala allergologue sy dermatologue kay isika namana eto azfd !?... suite
fiphie ( 21/03/2012 09:09)
Inona ny sakafo gasy tsara omena ny zaza 9 volana?
Manaja anareo namana rhetra! Mba saika anontany aho oe: inona ry reto mba fanampin-tsakafo gasy tsara omena ny zaza 9 volana. Zah aloha efa mba manome azy vary gasy sy toton-kena (avy eo mixer'ko) iha... suite
répondu par fiphie le 24/09/2012 09:24
fiphie ( 21/03/2012 08:48)
Malai-komana ny zanako 9 volana
Mila fanampina kely zah re olona fa ts'mety misakafo sy ts'dé minono firy ny zanako fa ts'fantatro miintsy oe maninona.Marihiko aloha fa efa tany @ pediatre zahay dé nomeny Tres-Orix, lany le fanafo... suite
répondu par fiphie le 24/04/2012 21:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.019