Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fidelite, milahatra araka ny daty
fidelite
(
04/04/2012 14:59)
pocket pc
tsy nisy namaly mihitsy le olako t@io pocket pc-ako io (xdalli windows microsoft). sairana a mitady chargeur tena sahaza azy. amidiko io an. sôdy misy ividy? :-) ...
tohiny
fidelite
(
02/04/2012 08:21)
O2 xdalli
salut jiaby!
manana olana kely amin'ny fampiasana ity pocket pc ty za. tsy mety chargena nefa izy efa low bat tanteraka.
tsy mety velona rehefa miala ilay charge. nefa efa alina iray manontolo no ic...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:47
fidelite
(
05/03/2012 11:11)
office 2007 sy 2010
manahoana daholo!
ahoana kay ny fomba hamakiana doc word (2007) sur internet ? office 2003 no amin'ity ordi ampiasaiko ity (tsy mety i-installer-na office 2007 na 2010. connecté amin'ny internet ko...
tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:34
fidelite
(
02/03/2012 12:16)
very ve ny expression hoe "fozalahy atakalo fozavavy" ?
tsy haiko raha mba nahatsikaritra ianareo fa nisy fiantraikany t@fampiasana an'io fomba fiteny io ny lazaratsin'ny "foza". lasa nanana dikany ratsy (tena ratsy) le izy. ho very io fiteny io sy ny fite...
tohiny
novalian'i njaraiharana ny 18/02/2013 20:01
fidelite
(
02/03/2012 11:59)
kibo avy niteraka
Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka. ...
tohiny
novalian'i bibidia ny 22/04/2013 11:15
