Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fenouhy, milahatra araka ny daty
fenouhy ( 25/10/2009 21:04)
fandehanany regle niova be
manao ahoana daholo! zaho de tvavy vao 28 taona fa ny regle-ko niova b ny fandehanany na @ fiaviany zany na @ abetsahany , taloha izy io apres 34 jours de tonga amin'izay izy bediab de mampisy tasy e... tohiny
fenouhy ( 14/12/2008 18:31)
olon-tiana taloha
maninona kay raha mifanena @n' olona tiana taloha dia mbola midoka be ny fo, na efa antaonany maro aza tsy nifankahita ,dia mbola fitiavana ve zany ? mba lazao ny evitrareo @zany. (l) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0408