Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i faralisy, milahatra araka ny daty
faralisy ( 09/01/2007 05:55)
Fangatahana tononkira
Manaôna daôly de arahabaina nahatratra ny taona vaovao ianareo namana rehetra, ialako tsiny raha zao vao afaka miaraha , mino aho fa tsy hisy tsiny satria hoy ny Ntaolo hoe : "Aleo tara toy izay tsy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:18
faralisy ( 27/11/2006 06:43)
Ikala Jeanine sy Haiko foana
Mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohanteny hoe Ikala Jeanine ilay iray hoe Haiko foana ve ianareo. Mba omeo azafady raha mba misy manana e, misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/11/2006 07:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065