Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanou14, milahatra araka ny daty
fanou14
(
22/04/2009 06:53)
omeo fahalalahana ny mpiasan'ny TIKO
mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny rah...
tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 09:18
fanou14
(
14/04/2009 08:03)
ho an'i ra8 istes
mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny :
- fangalana tanin'olona ankeriny?
- fanaovana monopolisation ny ppn ?
- fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 08:12
