Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i delvechio, milahatra araka ny daty
delvechio
(
15/04/2004 06:11)
david and victoria beckham
asa ra kobonareo le tantara fa tiko anontanina we diso v le Rebecca Loos raha ohatra ka namoaka an le tantara. aminah alou le iz d tena fitiavana te halaza fotsiny nen le sipa e. we tena nanao taminah...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 23:35
delvechio
(
13/04/2004 13:15)
Hellboy - The League - XMen - Hulk - Spiderman
ho anareo tena tokony tsy hijery anireny ny olondehibe? satria manko reny otrany le ho an ankizy sa diso v ah?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 20/04/2004 16:25
delvechio
(
13/04/2004 03:27)
ze te hamoron kira dia mamoron kira
tena raikitra ny famoronan kira ao dago fa tena ra misy hira zato mivoka eo amn folo eo iany no mba hitako we azo henoina! fanga dia tena tsy misy sivana mintsy ao amn tanana ao e! misy mahamenatra an...
tohiny
novalian'i delvechio ny 24/04/2004 02:02
delvechio
(
13/04/2004 02:29)
ina no malaza zao?
tena za zany mba te hanao sondage mihintsy we ina no karazana mozika tena be mpankafy amzao fotoana e! nena alou zany refa mafinaritra ana le hira d efa tsy koi fa tsy aiko nareo. misy ohatra manko( o...
tohiny
novalian'i delvechio ny 24/04/2004 02:01
delvechio
(
08/04/2004 16:18)
tsy misy tia golf anga?
ary ny olona makato anga tsy mba misy manaraka PGA tour le? tsy aiko alou ra azo antsoina we sport le golf na aona e. fa le izy mafinaritra ra tena maharaka an le izy,...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:40
