Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i blue, milahatra araka ny daty
blue ( 04/02/2009 07:14)
hafatra ho an'ny kristianina tsy ankanavaka .
Ny filoham-pirenena dia filohan'ny malagasy tsy vaky volo tsy ankanavaka . Nahoana ny filoha indray no manavaka ? Ampiana ny FJKM , maninona no tsy ampiana koa ny katôlika , ny anglikanina, ny fl... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:41
blue ( 30/01/2009 08:58)
ankamantatra : iza ary no ho président vaovao hoy ianao ?
Ry Malagasy namana ! Noterena ve ianaoreo t@ fifidianana filoham-pirenena nifanesy teto ? Tsy maitsy olona handicapé ve no mitondra an'i Madagasikara ? Ilay raika lahy taloha toa JAMBA I... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:59
blue ( 28/01/2009 07:53)
Ny antsika solution ihany no tadiavina
Isika malagasy dia tsy afrikanina !!!! schéma roa no solution @ zao minicrise :wink: misy izao. 1) Mijanona eo ravalo, atao laharampahamehana zao de zao ny volet social !@ izay mba miaina kely ... tohiny
novalian'i Rera ny 28/01/2009 18:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007