Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i biobio, milahatra araka ny daty
biobio ( 25/11/2015 12:53)
fitiavana mampijaly!mba ampio !
Miarahaba antsika rehetra!! miala tsiny fa somary lava² ny resaka vehivavy ny tenako , manam bady ary efa manan janaka iray !! ra fintinina ny toetrako alohan'itatarako ny olana mandalo a@ko dia ol... tohiny
novalian'i nrnfel ny 22/12/2015 20:03
biobio ( 05/05/2015 07:49)
rafozana mianga-janaka
Miarahaba antsika! resaka rafozana sy vinato ity ! ny rafozako dia ra resumé aloha dia ilay mianga janaka, ary zafikely ihany koa !!! torohevitra no mba angatahako ra nareo no @place ako 5taona nia... tohiny
novalian'i jock ny 11/03/2016 15:54
biobio ( 29/04/2014 16:03)
vodiondry ??? ny tokony atao
Vaovao eto aminy forum ny tenako.mba hangataka toro hevitra any am nareo. Mikasa anao vodiondry izahay nefa kely ny vola nefa ky fianakavina betsaka ny tsy azo ialana. Ka inona ny hevitra? Izahay roa ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431