Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i betty, milahatra araka ny daty
betty
(
07/04/2009 19:59)
Rebika - An'irotra
Salut daolo é,
mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Rebika "An'irotra" ve?
Misaotra é...
tohiny
novalian'i YASHN ny 14/04/2009 10:58
betty
(
20/03/2008 13:14)
sakafo paka
Inona ary zao no sakafo milay ndrindra fanao @ pacques ankoatry ny agneau eh?...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 24/03/2008 05:44
betty
(
22/04/2005 09:52)
Mpanohana mavitrika
Efa ela ny namana sasany no nanana projet hanohana ny site serasera kanefa mbola tsisy occasion nanaovana an'izany. Koa nanapakevitra izahay namana vitsivitsy hanao antso eto ho an'ireo mpanohana mavi...
tohiny
novalian'i betty ny 25/04/2005 05:31
betty
(
05/02/2004 19:28)
Mitady programmeur
Misy programmeur afaka hanampy ahy ve? Raha eny dia afaka manoratra ho ahy ao amin'ny namana izy hanazavako ny zavatra ilaiko fanampiana.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i blondin ny 24/02/2005 16:58
