Liste des messages

Liste des messages, inserés par belaza, par ordre de date
belaza ( 31/12/2008 15:28)
fangatahana hira
mba mangataka ana'ilay tononkiran vononavoko mitondra ny lohateny hoe Tsiriry roa azafady izay manana o!misaotra betsaka!... suite
répondu par Noue le 31/12/2008 15:50
belaza ( 18/03/2007 11:07)
hafatry nenibe
niteny ireo ankizikizy tia mihanika hazo i nenibe hoe; rehefa mihanika hazo ianareo ankizivavy dia mitandrema tsara sao hitany ankizilahy avy eny ambany ny kilaoty; dia hoy ilay iray, nénà rehefa mi... suite
répondu par kala le 27/03/2007 10:45
belaza ( 07/03/2007 18:52)
isika malagasy
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??... suite
répondu par Fiffi le 18/03/2007 20:34
belaza ( 07/03/2007 18:47)
fandehanana eny amin'ny masoandro!!
nandeha teny aminy masoandro hono ny amerikanina, tsy tonga fa niverina fa nahamay be hono, nandeha kosa hono ny japôné tonga soamantsara, fa inona ary no nataony????... suite
répondu par belaza le 10/03/2007 22:54
belaza ( 25/10/2006 10:02)
romantique
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika... suite
répondu par belaza le 04/11/2006 07:58
belaza ( 19/10/2006 11:43)
KAMARY
akory aby o, mba mitady tononkira zay misy ani KAMARY avy any Bira zay mba manana e. de misaotra mialoha ... suite
répondu par belaza le 09/11/2006 08:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0291