Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i badouda, milahatra araka ny daty
badouda ( 08/12/2007 17:13)
10/11/2007 - SARY - Fambolena hazo tao Ambatofotsy
:lol::lol: Voavoly ireo hazo http://picasaweb.google.fr/badoda.vv/ :lol::lol:Voavoly Ireo Hazo:lol:=D=D=D^:^^:^ Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ... tohiny
novalian'i watafon ny 11/12/2007 06:44
badouda ( 04/12/2007 21:34)
Tafahaona indray 22 sept 2007 Tahirintsary
:oops::oops:Misaotra an'i Fasaly tanteraka fihaonana izay nokarakarainy fa nahafinaritra tokoa afa-po tanteraka , :lol::lol::lol::lol: Ho an'ny namana rehetra tsy tao sy ho fantsiarovana ho an'ireo na... tohiny
novalian'i tess ny 07/12/2007 15:00
badouda ( 03/12/2007 22:30)
Fitsaganan'ny namana serasera dago - rahoviana no fetena???
:lol::lol::lol:[b]Voavakiko tao @ dinika SERASERA[/b] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4746dfedd5ff8 Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 23-11-2007 15:13:01 Lohateny : momba ny se... tohiny
novalian'i Psiii4 ny 11/09/2008 12:34
badouda ( 02/12/2007 22:57)
20 oct 2007 -Fety tsingerintaona serasera dago: Tahirintsary
:oops::oops::oops:ho an'ireo izay tsy tany Madagasikara, ary ho fantsiarovana ho ireo izay nifety tany Dago dia hatambatra eto ny sary rehetra. Fety tsingerintaona serasera dago: 2O octobre 2007 ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 20:47
badouda ( 26/11/2007 00:27)
SARY FANAMPINY Soirée 24/11/07 SERASERA
Sary nataoko ho an'ireo namana tsy hafaka mikorana taminay http://picasaweb.google.com/badoda.vv Ho fanampin'ny Blaogy nataon'i Tess http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/ Ireo izay namana haf... tohiny
novalian'i kenza ny 07/01/2008 08:58
badouda ( 12/10/2007 09:33)
MISY SARY IREO NAMANA TANY MAHAJANGY VE
Mba misy sarin'i ireo namana nandeha tany Mahajangy ve?? ary tantanra ireo dia natao tany. Aiza ihany koa no hahitako ireo sary tao @ Lac de Creteil ary ireo izay mba nifankahita tao @ Resto Sinoa ru... tohiny
novalian'i badouda ny 21/10/2007 17:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073