Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i armande, milahatra araka ny daty
armande
(
11/08/2008 07:15)
MIARAHABA
Miarahaba anao amin'ny anaranan'i Jesoa ry Ainaeri
Misy an'ilay hiran'ny Antsa an'i Kristy hoe : FAINGANA JESOA iny. Mba mangataka ny tonony aho satria tiako be io hira io.
Mampahery be ilay izy...
tohiny
armande
(
02/07/2008 13:08)
Valin-teny na valin-kafatra (AMPIFITIA)
Finaritra!
Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity.
Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho.
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa.
Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 14:05
armande
(
01/07/2008 08:58)
asandratro avo
Miarahaba!
Tiako loatra io hira io.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 01/07/2008 11:10
