Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrinirs, milahatra araka ny daty
andrinirs
(
21/04/2006 05:30)
mitady cable usb alcatel OT735
slt sao mba misy manana cable usb hitransferena donnée phone @ordi fa tsy mahita mitsy za na misy mahafantatra hoe aiza no misy mivarotra.
thx
...
tohiny
novalian'i soasoafy ny 13/07/2006 13:17
andrinirs
(
31/03/2006 06:38)
vonjeo!
slt daholo,mba mila fanampiana aty aminareo ange raha misy afaka mamaha ity olana-ko ity e; nividy carte tv 'easy tv capture" aho dia rehefa avy no-installena ny pilote dia mahita chaine tsara saingy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 10:36
andrinirs
(
24/03/2006 11:59)
mitady driver "easy tv capture"
ô ry zareo a sao mba misy manana ny pilotena carte tv "easy tv capture" fa tsy mety ilay driver @cd,mba omeo an'io driver io za raha manana nareo.Merci:(...
tohiny
novalian'i andrinirs ny 19/05/2006 06:23
andrinirs
(
16/01/2006 12:32)
probleme port usb SIS
ô ry zareo a manana boitier mp4player zay za dia tsy hitan'ny machine-ko(win98 sy winxp) mihintsy io boitier io nefa @machine hafa mande tsara ilay izy ka inona no mety mahatonga izany sao misy mahit...
tohiny
novalian'i vancleef ny 16/01/2006 16:46
andrinirs
(
10/01/2006 11:49)
mila fanampiana urgent
:(slt dhl,mba mila fanampiana kely aminareo namana ato @serasera na izay hafa mahita ity soratra ity e,sao mba misy mahita na manana driver pour win98 clé usb sony micro vault USM-E/USM-C,...fa tena ...
tohiny
novalian'i andrinirs ny 13/01/2006 07:09
