Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i akbaraly, milahatra araka ny daty
akbaraly
(
18/10/2006 17:37)
DISQUALIFIE ny soavaly atao hoe Pierrot
Nambaran'ny HCC androany fa ts mazava ny dossier-ny satri misy signatures ts eken'ny HCC. Ts afaka milatsaka zany lery! Ts haiko zay tohiny fa ireo no deba tompn'ny teny farany de zay zany fa asa zay ...
tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 08:40
akbaraly
(
17/10/2006 16:19)
Mpitsikilo tratra
Tay be ndray reny mpiasan'i CIS (Central Intelligence Service) reny an! Ra fintiniko vetivety de nanatrika na nanao infiltration no tena marina ny fivorian'ireo AREMA sy ny antoko mpanohatra sasany to...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/10/2006 07:45
akbaraly
(
07/10/2006 14:28)
Pierrot Rajaonarivelo
Tena mampalahelo lery zany fa tena annule foana zay ny vol Reunion-Tana omaly sy androany satry ny compagnie Air Mad sy ny Air Austral de samy ts mitondra azy. Vao tao anaty ny lisitry ny passagers iz...
tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 14:55
akbaraly
(
28/09/2006 13:47)
Mirakitra ho tantara iny tany Maurice iny
Miala tsiny amin zay mpankafy ny finoana sy ny fivavahana fa lasa voasoratro tany ity resaka ity.
Nihaona tany Maurice i Pierrot sy i Sophie Radidy, ihany koa olona 2 nanankarena talo tao Dago fa non...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:56
akbaraly
(
28/09/2006 13:40)
Manatantara iny tany Maurice iny
Nihaona tany Maurice i Pierrot Rajaonarivelo sy Sophie Ratsiraka. Tsy vitan izany ihany fa misy olona 2 nanankarena tao Dago nihaona taminy ihany koa ka nomeny vola hanomanana ny fahatongavany sy hano...
tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 13:11
akbaraly
(
22/09/2006 18:00)
Terrorisme
Tsy manaratsy ny finoana silamo aho sanatria fa hanazava izay tokony. Ny nahatonga ireo arabo terroriste ireo anie de zao e: ts hamerina ny tantaran i Ben Laden tamin izy niasa tao amin CIA aho fa ham...
tohiny
novalian'i prime ny 04/10/2006 14:57
akbaraly
(
22/09/2006 17:17)
mandrimandry manan'aretina i gasikara!
Sali daholo nareo e!
ts de nisy vaovao be nahasarika saina zao nandritra ny 3 na 4 andro angamba zay. Hainareo hoe maninona? satria eo ampiketrehehana faraparany ny tetik'ady hoentina miady amin Ra8 ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 23:10
