Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Zafimananadrazana, milahatra araka ny daty
Zafimananadrazana ( 01/12/2010 15:09)
EPI INFO
Miarahaba antsika mpikirakira ny solontsaina sy ny manodidina azy. Izaho ry zareo mila mampiasa Epi Info 2000 nefa aho tsy manana traikefa firy amin'ny fampiasana io logiciel iray io. Ampio ry zareo r... tohiny
Zafimananadrazana ( 19/02/2010 07:19)
Hiran'i Percy Sledge
Manakory aby e! Tena mitady tonon-kiran'i Percy Sledge aho ry zareo sao mba misy manana ianareo! Ilay hira hoe : "My special prayer"; "What I am" ary "Love me tender"! Misaotra mialoha amin'ny fanom... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2010 09:52
Zafimananadrazana ( 08/02/2010 12:34)
Te hanova disk dur externe tsotra ho lasa DD multimédia
Manahoana ô! Manana DD externe tsotra FreeAgent 500 Go, USB 2.0 aho tiako hovana ho DD externe multimédia: ahoana no atao?... tohiny
novalian'i nilex ny 09/02/2010 09:20
Zafimananadrazana ( 24/01/2009 06:29)
Hiaraka @ TIM maty Raibe, hiaraka @ TGV maty Renibe! Aiiii!
Manakory aby e! Izaho mino fa efa manomboka ho matotra ny ankamaroan\'ny vahoaka Malagasy eo @ fandinihana ny raharaha politika, ny toekarem-pirenena ary indrindra indrindra ny tantara izay niainany ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 07:52
Zafimananadrazana ( 17/01/2009 06:47)
Mitsangàna! Mijoroa! Mandrosoa!
Efa hitantsika teto Madagasikara fa ny fitokonana lava reny sy ny rà nandriaka dia tsy nitondra soa velively hoan\'ny olon-tsotra toa antsika! Mahiràta ka mandiniha ry Mpiray Tanindrazana! Iza no na... tohiny
Zafimananadrazana ( 16/12/2008 09:52)
Fampiasana rano fisotro madio eny ambanivohitra
Miasa sy monina aty amin'ny Distrikan'i Nosy Varika ( Vatovavy Fitovinany) ny tenanay. Tsikaritra ary hita ombieny ombieny fa misotro sy mampiasa rano tsy azo antoka, ary azo lazaina fa tena tsy fisot... tohiny
novalian'i Serabe ny 25/02/2011 06:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072