Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Vahinalasoa, milahatra araka ny daty
Vahinalasoa
(
28/12/2005 12:00)
Fa maninona kay ?
Hono hoa ry reto, fa maninona kay no rehefa mamaly dinika za d matetika miverina indroa foana le hafatra nalefako, tena tsy azoko mintsy ?
Misaotra...
tohiny
novalian'i ndrena ny 29/12/2005 11:02
Vahinalasoa
(
27/12/2005 15:09)
Ohabolana
"Ataovy fitian-dranon'erika : madini-piavy fa mahatondra-drano"
Ahoana ny hevitrao amin'io ? Raha tia be amboalohany zany mora levona ? Toy ny orambe vetivety dia mijanona ?...
tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:04
