Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Santiona, milahatra araka ny daty
Santiona
(
06/02/2007 10:05)
Poopy sy Bodo au palais
Ho an'ireo mpifankatia sy "romantik" eto Dago.
Aona ndray izy roa tafaraka ity e?
Iza no tsy andeha?
BODO sy POOPY ao @ Palais des Sports le 16 février
Koa na izahay tsy manan'olon-tiana aza ve t...
tohiny
novalian'i Santiona ny 08/02/2007 15:55
Santiona
(
25/11/2006 09:47)
the regret is never before
Naôna daoly.
Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e!
:oops::(:oops:
:-P...
tohiny
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 13:52
Santiona
(
02/11/2006 09:11)
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva?
Fanohizako ny tolo-kevitra nataon'ny namana teo aloha,
Ary raha tsy nanota i Adama sy Eva dia nanao ahoana ny fiainana? Sa kosa efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hania izy ireo?
Efa voatedry ...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:43
Santiona
(
23/10/2006 16:01)
POOPY AU PALAIS DES SPORTS
Hoantsika eto Dago, manao ahoana io Poopy @ 05Novembre io e? Zay ry reto te andeha nefa tsisy namana a! :cry::cry:
Nefa io zao no farany @ ity taona ity an! Iny ve tsy hoany ivelany ndray @ faran'ny ...
tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:41
Santiona
(
31/05/2006 14:36)
hisaraka (bodo)
ry zareo a!
misy hira mlay B zay nataon'i Bodo t@ concert farany teo.
Babo tanteraka aho.
"Hymne à l'amour dramatique" hoy ny gazety izay.
"hisaraka" na "fisarahana" no lohateny.
Izay manana ton...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/07/2006 17:43
