Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rasiligaoma, milahatra araka ny daty
Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:45)
Hofoananana tanteraka ny xxx
manomboka amin'ity volana ity Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana tanteraka ny fanaovana xxx misaotra ireo mpisera rehetra ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 04:25
Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:21)
hakatona tanteraka ny Serasera
Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana sy hakantona tanteraka ny seraseraaa misaotra ireo mpirera rehetra Poisson d'avril :... tohiny
novalian'i bobone ny 02/04/2008 05:00
Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:49)
Long Courrier
Tena mbola misy mahavita sy mahasahy mi longue tokoa ve ny fiara talohan'ny taona 70 toy ny 4L, 2-3CV, 403, simca. Volks coccinelle, DS 21, 203 ireny? iza no efa nanao dia hatraiza ka hatraiza? ... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:11
Rasiligaoma ( 17/03/2008 05:09)
nanasa tanana i Pilato
Mba nanaitra ahy kely io Evanjely androany io: Satria nony niala i Pilato ka niteny fa tsy te ho tompon'antoka amin'i famonoana an'i Jesoa (Matio 27:24) dia namaly ny Jiosy hoe aoka "hiraraka amina... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 22:22
Rasiligaoma ( 26/02/2008 05:49)
Eritreritra sy fanontaniana mandaginina,
Fanontaniana vitsivitsy mandaginina nefa sarotra ahitam-baliny: -Raha 0 degres ny temperature ao ivelany ao izao, ka raha hoy ny meteo hoe hangatsiaka indroa avo heny noho io rahampitso dia tok... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/02/2008 17:52
Rasiligaoma ( 18/10/2007 06:22)
Rehefa tapitra ny film
Tabatabaina tato ho ato hoe vita ny film sy ny tantara! Rehefa tapitra anefa ny film na ny tantara amin'ny radio dia ampiseho na lazaina daholo ny namelona ny tantara. ihatra vitsivitsy: Ireto... tohiny
novalian'i mbaliana ny 18/10/2007 20:56
Rasiligaoma ( 30/04/2007 19:02)
Tsipona baibolista!
Mba mba ampianaro aho e...ampio aho hitsimpona fa hita mihitsy hoe tsy mpitsimpona... :cry: 1) Raha mamaky ny Matio 2:23 dia misy ao manao hoe [i]\"..ary antsoina hoe Nazareanina izy araka ny ten... tohiny
Rasiligaoma ( 28/02/2007 22:32)
Fa maninona tokoa
Fa ahoana tokoa ny "kristianina sasany" rehefa liberal ianao na tsy mitovy fisainana sy foto kevitra aminy dia tonga dia tsarainy ho "antikrista"? dia rehefa anontaniana izy hoe kristianina inona ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2007 05:11
Rasiligaoma ( 07/12/2006 19:32)
Jereo aloha ny tenanao
un riche industriel était horrifié de voir un pêcheur étendu paresseusement à côté de son bateau en fumant sa pipe. -Pourquoi n'êtes-vous pas à la pêche ? demanda l'industriel. -Parc... tohiny
Rasiligaoma ( 29/11/2006 14:13)
Ahoana ny famelabelaranao an'ity?
Misy laza adina kely ity izany e: [u]Nataoko 'compilation' ity de nisy notapahiko kely ny sasany sao de gaga eo indray[/u] [quote]hatramin'izay ka hatramin'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihi... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2006 12:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.148