Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Radomy, milahatra araka ny daty
Radomy ( 28/07/2009 11:31)
Te-halaza ny ministra ka ny zaza malagasy no potehiny (BEPC)
Miarahaba http://gasikarasahy.blogvie.com Azo lazaina fa mety habadoana no manosika ny olona hanaonao fahatany tahaka an'ity ministra ity. Ny tena olana dia ny tsy fahafantarany fa loza "ho az... tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:46
Radomy ( 23/07/2009 21:43)
Nolazain'ny pdt TGV-Europe ny fomba ratsin'ny HAT
Miarahaba, Nanao Interview ny filohan'ny TGV-Europe. kinanjo, tratra ao anelanelan'ny resaka ny fomba ratsin'ny HAT: http://gasikarasahy.blogvie.com Mampalahelo. ... tohiny
novalian'i max2 ny 28/07/2009 12:46
Radomy ( 20/07/2009 14:03)
Hita ny vaha olana mahomby hivoahana @ krizy
Miarahaba, Ady hevitra hatrany: Nipaoka ny baomba sy ny tsy paopaoka. Ravalomanana iny hoy ny sasany, TGV kosa hoy ny hafa. Tsy misy anefa mieritreritra fa ny Malagasy sy Madagasikara ange no potik... tohiny
novalian'i Radomy ny 21/07/2009 08:21
Radomy ( 15/07/2009 17:04)
Lesona 6 azo notsoahina t@ ilay kabarin'ilay Vazaha
Miarahaba, Malaza izao ny kabary nataon'ny maso ivohon'ny lafrantsa omaly. Inona no dikan'ireny? Inona no azo tsoahina? Nahoana no dia faly ny HAT? nahoana no notehafana ny kabariny kanefa efa maro... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:39
Radomy ( 14/07/2009 10:41)
FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA: Tsy hilatsaka izany TGV
Miarahaba hatrany (ampiadio ny hevitra fa tsy ny olona). Tena marina ve fa manana finiavana hanao fifidianana ingahy Andry Rajoelina? Raha izay dia TSY HILATSAKA HO KANDIDA INTSONY izany izy satria... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:47
Radomy ( 12/07/2009 09:28)
Raha miziriziry @heviny Andry TGV dia tokony ho samborina
Miarahaba indray, Mahagagasy mahasadaikatra ihany ny mahita fa @ izao fotoana izao(2009) dia mbola tsy misy tompon'andraikitra sy olona matotra ihany eo@ fitantanana ny raharaham-pirenena. Hita... tohiny
Radomy ( 03/07/2009 18:26)
TABATABA: Fa maninona no matahotra Andry TGV?
Miarahaba, Hialana tsiny fa somary lava be. Fa ny hafaliana hirasa no ambony indrindra. http://gasikarasahy.blogvie.com La HAT : Les cannibales au pouvoir Le président Zafy Albert a e... tohiny
novalian'i diloo ny 06/07/2009 23:54
Radomy ( 01/07/2009 14:20)
Ry Gasikarako: ady hevitra voafehin'ny "Loi de Gresham"
Miarahaba, Miala tsiny fa mba saika mitady forum mba misy ady hevitra hitsinjovana ny hoavin'ny madagasikara ary misy ady hevitra matotra azafady. Ny mampalahelo ahy mantsy dia ny mahita isika ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:55
Radomy ( 30/06/2009 08:55)
Ny tantaran'ny Andry TGV
Manao ahoana tompoko. Ireto ny tantara manaza ny fiatombohan'ny adin'ny hetsika TGV ka hatramin'izao ary mety ny hiafarany. 5 sosona izy io ka ireto avy ny efatra voalohany: [i]ampahany 1[/i... tohiny
novalian'i Radomy ny 01/07/2009 10:00
Radomy ( 27/06/2009 19:39)
Discours du Président de la HAT disséqué
Miarahaba, Ho tsakotsakoina. http://gasikarasahy.blogvie.com Misaotra. ... tohiny
novalian'i essera ny 29/06/2009 09:07
Radomy ( 23/06/2009 18:34)
Hiverina ve sa tsia Ravalomanana?
Faly hiaraka hisera amintsika rehetra: http://gasikarasahy.blogvie.com Fandalinana. Tsy misy hena-maso. Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy. ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144