Nolazain'ny pdt TGV-Europe ny fomba ratsin'ny HAT

1. Radomy ( 23/07/2009 21:43)
Miarahaba,

Nanao Interview ny filohan'ny TGV-Europe. kinanjo, tratra ao anelanelan'ny resaka ny fomba ratsin'ny HAT: http://gasikarasahy.blogvie.com

Mampalahelo.
répondu par max2 le 28/07/2009 12:46
2. xxx ( 23/07/2009 22:01)


Mpanangona hetra ho an'i tgv :oops:
3. zoam ( 23/07/2009 22:09)
mbola mhita avaly foana ireo e
4. benkintana ( 23/07/2009 22:34)
Miady @ baomba tsy mipôka mody napetrany ry tagà de miseho ery nefa nitsoaka nahita dian-tsokatra fa neveriny fa blindés =))
5. zoam ( 23/07/2009 23:05)
aoka e
6. Mirananirina ( 24/07/2009 10:33)
Miaramila gasy .
Ireto kosa tena hita fa.....nahazoazo kely ka...........
7. fijo ( 24/07/2009 20:21)
olon atsy mitan abasy no eo alohany de izoa no ataony ,fa rah asendr ny manana basy toa azy ireo ,tsy hita izay alehany
8. pink ( 24/07/2009 21:22)
Menatra ihany aho raha hoe hilaza va TGV -istes raha izao manjo ny malagsy izao no jerena.
9. max2 ( 28/07/2009 12:46)
kay ve lasa foza nade olona azo lazaina fa manana ny maha izy azy ary ny panao fanatajahatena tsaroko eto fa fony za nanao fanatanjahatena de le ranga faharo eo aminy le manao satroka mena de maitre ary nividy fehikimbo lery io .tsy mahagaga ratoa ka tsy misy dikany ny fanatanjahatena ary tsy mandroso izao mo no ataony mpapianatra fanatanjahatena manao fomban'alika jiolamboto tsy misy ilaivana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711