Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RA TAN, milahatra araka ny daty
RA TAN ( 07/08/2017 08:04)
Adin'A/tra mpahary ny zava-drehetra izay atao hoe YAH HAVAH(Yahvah) sy YAH HOSHUAH(Yahoshuah) @ ireo anjely nivadika izay atao hoe DEVOLY
Raha niresaka t@ ity stahtam gasy mitomany ho jiosy izay mpitsipaka baiboly ity aho dia toy izao ny fizotry ny resaka: [color=red] [u]stahtam[/u] 10/11/2016 10:04: “na inona na inona Anarana apetra... tohiny
novalian'i stahtam ny 28/11/2017 07:14
RA TAN ( 17/05/2017 12:57)
Rafitra efa nilaozan'A/tra ny lalàn'i Moshè(didy folo), fa ny lalàn'i Yahoshuah indray izao no iarahana @ A/tra: izany hoe RAVA NY DIDY FOLO, fa FANEKENA VAOVAO indray no arahina.
RAVA NY FANEKENA TALOHA: RAVA NY DIDY FOLO. HEBREO,7: 18Toy izany àry no nandravana ny didy taloha, noho izy nalemy sy tsy nahasoa, -19satria tsy nahalavorary na inona na inona ny Lalàna - ka nampi... tohiny
novalian'i RA TAN ny 08/06/2017 05:25
RA TAN ( 17/05/2017 06:18)
MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)
Tanteraka eto @ NOSY M/CAR ilay tenin'ny Isaia mpaminany:"ISAIA,42:1,4,6". Ny ambassadeur an'i [url=http://www.rtvyahoshuah.com]Yahoshuah[/url] Samuelson Edward no mitondra ny Teny; miainga eto M/car,... tohiny
novalian'i stahtam ny 29/06/2017 06:59
RA TAN ( 13/04/2017 14:20)
MAHAFATY NY DIDY FOLO
Rafitra efa nilaozan'Andriamanitra ny didy folo dia mahafaty; mamelona ota: - 2KOR,3:7 Fa raha ny [color=blue]fanompoana nitondra fahafatesana[/color] aza, dia [color=blue]ilay voasoratra teo amin'ny ... tohiny
novalian'i RA TAN ny 26/07/2017 12:14
RA TAN ( 07/04/2017 13:13)
NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.
"SALAMO,147:19 Milaza ny teniny amin'i Jakôba Izy, ary [color=blue]ny didiny sy ny fitsipiny amin'Israely. 20 Tsy mba nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy[/color], ary ny fitsipiny tsy mba fa... tohiny
novalian'i stahtam ny 31/07/2017 07:17
RA TAN ( 28/03/2017 08:35)
[color=red]TSY SAHY MITONONA NY ANARAN'NY MESIANY ...
[color=red]TSY SAHY MITONONA NY ANARAN'NY MESIANY INTY JIOSY GASY IRAY(stahtam) IZAY MITSIPAKA NY TESTAMETA VAOVAO SADY MANOHITRA MAFY AN'I YAHOSHUAH (YAHOSHUAH www.rtvyahoshuah.com ) Raha niresaka t... tohiny
novalian'i RA TAN ny 18/05/2017 01:40
RA TAN ( 27/03/2017 04:26)
JESOSY JESUS JESOA JESO ZEZO ZEUS andriamanitry ny grika, fa YAHOSHUAH ilay zanak'Andriamanitra Jiosy.
Ao ambadika ao misy miteny hoe "ndao antsointsika amin'ny tena anarany ary Jesosy e". =>Ny tena anaran'i JESOSY dia ZEUS (ZEUS OLYMPIEN)izay a/try ny grika; izay notononin'ny grec ancien hoe SOUS. Re... tohiny
novalian'i RA TAN ny 18/05/2017 22:04
RA TAN ( 22/03/2017 20:19)
YAHOSHUAH irery no anaran'ilay zanak'Andriamanitra
[color=blue][color=red]YAHOSHUAH[/color] ilay anaran'ilay zanak'Andriamanitra; ilay nopotehan'ny devoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy 2000taona lasa izay. Fa 2000taona aty aoriana idro Izy ta... tohiny
novalian'i RA TAN ny 18/05/2017 02:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0369