Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i OoRakotooO, milahatra araka ny daty
OoRakotooO ( 31/01/2009 19:08)
Ho aiza moa isika zany zao?
Mo ve hafaka nanao zavatra hafa no iny auto-proclamation iny TGV? Raha, théorie dia eny ny valiny satria azo napetraka ny fitoriana pour haute trahison (efa vita ilay dossier notantaraina t@ Viva ... tohiny
novalian'i Noue ny 31/01/2009 20:23
OoRakotooO ( 29/01/2009 18:57)
Air force One V2
Boing BBJ 737 300 io fiaramanindina io. Vidiny eo @ tsena iraisam pirenena @ zao andro krizi izao 35 à 40 Millions USD. Ny vidiny nividianan'ny gasy azy ho kilalaon'i R8 60 millions USD nankaiza ny 2... tohiny
OoRakotooO ( 28/01/2009 04:55)
Haro fanina alohan'ny gidraka
Iaraha manaiky angamba fa tsy nisy zao korontana izao raha tsy nihoa-pefy Ra8 tamin'ny fanaparam-pahefana. Iza no mahay hoe inona no tokony hovaina @ lalana fototra na @ lalam-panorenana mba ahafaha... tohiny
novalian'i mala ny 28/01/2009 17:33
OoRakotooO ( 27/01/2009 04:23)
Aiza i Ra8, nibaraka marina ve?
Ny zava misy : - T@ 7.00 maraina teo dia niteny t@ Antsiva Ra8 niantso ny olona ho tony. Olana enregistrement ilay izy fa tsy direct. - Omaly ariva tamin'ny 18.00 dia niala avy tao Ivato ny BBJ (boi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 06:37
OoRakotooO ( 26/01/2009 11:07)
Mila arofanina maharitra tsy azo hovaina
Profo izao fa zay ray tonga eo dia hanivaka anapatra fahefana daholo. Ary tsy ivalan'izany io TGV tropikal vaovao io, fa Ra8 bis io raha tonga eo. Noho izany dia tsy maintsy mametraka rafitra tsy misy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0208