Liste des messages

Liste des messages, inserés par Nickovy, par ordre de date
Nickovy ( 28/07/2007 17:16)
Didipoitra
Nisy boky novakiako izay mikasika ny "Art de Madagasikara". De gaga be aho fa voalaza tao hoe ny Vezo ihany hono no foko tsy manao didipoitra any Madagasikara. Tena marina ve io sa ilay vazaha nanorat... suite
répondu par evasoa le 01/08/2007 20:47
Nickovy ( 01/09/2006 12:48)
Tsy ratsy an!
http://www.dearallofyou.com/sacredheart/ ... suite
répondu par Fiffi le 27/10/2006 06:41
Nickovy ( 08/04/2006 11:35)
Mitady an'Atoa Joel ANDRIANARINOSY
Misy namako mitady maika an'Atoa Joel ANDRIANARINOSY teraka tao Manaratsandry Marovoay (56 taona). Na fara faharatsiny olona mahafantatra azy na ny fianakaviany. Dia miandry anareo hanampy an'io namak... suite
répondu par Fiffi le 09/04/2006 19:54
Nickovy ( 18/01/2006 15:24)
Mbola ilaina ve ny Masera sy Mompera?
Fanahy iniana natao ato izy ity satria eritreritra mandalo ka tsy natao any amin'ny dinika Fivavahana , Finoana. Betsaka ny tanora diso fanantenana noho ny fitondran-tenan'ny mompera na masera. Maro... suite
répondu par Mifenty le 31/01/2006 07:11
Nickovy ( 17/01/2006 06:43)
Fahamarinana
samy milaza ho manana ny marina sy milaza ny marina daholo ny olona. Izay marina amiko mety tsy marina aminao na mety ho lainga mihitsy aza. Inona tokoa moa ny atao hoe FAHAMARINANA?... suite
répondu par Fiffi le 23/01/2006 16:23
Nickovy ( 23/10/2005 20:05)
sarin'inona?
Andray marina! Gaga be aho indray andro nahita tami'ny Jeune Afrique Intelligence fa ny dikan'ny Homosexual amin'ny teny gasy hono dia "SARIMBAVY" Dia mba marina ve izany? Dia ahoana ilay hoe "SARINDA... suite
répondu par lapino le 18/11/2005 15:51
Nickovy ( 23/10/2005 09:41)
Famadihana?????
Dia lasa ny saina ry zareo hoe avy aiza marina ny fiandohan'ny famadihana? Toa samy manaja Razana daholo nyankamaroan'ny Afrikanina saingy toa isika Malagasy ihany no mamadika (indrindra ny fomba ao I... suite
répondu par Herimiafina le 24/10/2005 16:10
Nickovy ( 13/09/2005 12:02)
test de virginite ho an'ny tovolahy
Dia tena henjana fa nandray fanapahan-kevitra ny Mpanjakan'ny Zulu Land aty Afrika Atsimo (Kwazulu Natal)fa manomboka izao dia hasiana test de virginite ho an'ny tovolahy ao amin'ny fanjakany. Ny test... suite
répondu par Herimiafina le 21/09/2005 19:15
Nickovy ( 04/09/2005 11:35)
Zava-baovao
Aty Sudaf aho izao. Marobe ny fametavetana zaza tsy ampy taona sy ny fanolanana olon-dehibe(na dia efa bebe aza an). Dia nahita fika ry zareo mpikaroka ka manomboka izao dia hampiasa fiharovana ny veh... suite
répondu par pitchou le 13/09/2005 19:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083