Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Lotera, milahatra araka ny daty
Lotera ( 07/04/2005 05:27)
ny maha-kristianina ny finoana katolika?
Tsy anao polemika be aho. Tsy handrodana ny andry napetraky ny fanjakana Romana no tanjoko, fa hitory sy hizara ny Vaovao Mahafaly. Mety hanafintohina angamba ny fomba filazako azy, kanefa amim-pitiav... tohiny
Lotera ( 05/04/2005 23:23)
ireo papa nisongadina
L'EXPRESS DE MADAGASCAR 06 AVRIL 2005: -------------------------------------- ... "Betsaka tokoa ny tantara azo lazaina. Ny nanaitra indrindra dia [b]nisy Papa zandriny sy mbola kely izay 12 taona ... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 19:17
Lotera ( 03/04/2005 23:51)
Maninona ny pape no lazaina fa hero?
Satria izy nahavita be tamin'ny fampianaran-diso. Nataony izany mba hampifalifaly ny ankabeazan'ny olona sy mpanao politika gaigy lahy maneran-tany. Sitrapon'Andriamanitra ve izany araka ny hevitrao? ... tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363