Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i KARELLE, milahatra araka ny daty
KARELLE ( 19/01/2010 10:29)
sakafo entre gasy
ba omeo torohavitra ré tompoko en fait hiara hisakafo ny communauté gasy aty @minay @ samedi zao.KA LAY IZY ny entré sy ny vary ny tompon trano no hiantoka fa ny laoka samy mitondra ka eo mihitsy n... tohiny
KARELLE ( 18/10/2009 17:13)
la soupe
manahoana dahaoly eh. SAIKA ba anontany ,mangatsiaka ty ny andro ka izao otran aiza kay ny fanaovanareo ny soupe nareo rehefa mikarakara par exemple soupe chinoise na van tan mine na koa soupe de ri... tohiny
novalian'i irihat ny 10/12/2009 12:41
KARELLE ( 29/09/2009 07:03)
aretin dratsy
manahoana daholo eh tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko def... tohiny
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:43
KARELLE ( 24/09/2009 09:43)
fahasarotapiaro
sao ba misy afaka manome solution fa tena lasa saropiaro tsy misy otrany zany tsony ny tenako ary tena mampijaly ahy lay izy.TANTARAIKO ANAREO NY NANOMBOHANY nanao vacance tany dago ireRy ny vadiko ... tohiny
KARELLE ( 21/09/2009 11:50)
mitady coiffeuse
manahoana daholo en fait mitady olona mahay manao volo eto iles de france sao ba misy ary tsy de lafo koa sao ba misy mahay na torohevitra hafa ;vao nifindra eto manko ny tenanay de tsy mahalala loa... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/09/2009 09:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292