Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Garfield, milahatra araka ny daty
Garfield ( 27/04/2009 17:25)
Tratra ary miseo tsikelikely ny tena marina...
Araka ny vaovao farany ary voaporofo dia tratra ireo civily nandeha 4*4 mitana basy nokaramain'i Dada nitifitra ary nahafaty olona tokoa teny ambohijatovo.Mbola natao ihany izany ho fanosoram-potaka i... tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2009 10:20
Garfield ( 03/04/2009 10:28)
Inona no tena marina e!!
Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve no hitokonan'ireo TIM ireo eo ambohijatovo sa fitiavan-olon-tokana sy Fanatisme fotsiny? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:52
Garfield ( 03/04/2009 09:54)
Tokony hanatevin-daharana ny TIM mpiaro ny ara-dalàna isika
Araka ny lohahevitra io ambony io dia tokony hanatevin-daharana ny TIM sy ny mpiaro ny ara-dalana eny ambohijatovo isika vahoaka malagasy rehetra sy izay protestanta rehetra. Hazavaiko aloha ireo ara... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 10:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079