Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Felantsoa14, milahatra araka ny daty
Felantsoa14 ( 04/03/2019 17:22)
Lehilahy vs Vehivavy nampirafy
Ianareo lehilahy mihitsy no tiako hamaly eto fomba fijerinareo: Maninona ny vehivavy no voahenjika raha vao fantatra fa efa nampirafy ? fa ny lehilahy toa tsy voahenjika ? Kanefa anie ny hampirafesa... tohiny
Felantsoa14 ( 04/03/2019 17:13)
Karajia mikorontana be
Asa raha ho hota... tohiny
Felantsoa14 ( 13/10/2018 19:33)
lehilahy efa ho 50 taona nefa mbola manao masturbation normal ihany ve ?
Tsy dia mi-déranger ahy ity tranga ity kanefa hapetrako aminareo ihany ny fanontaniana. Manana sexualité mety amiko izahay mivady. Tsy isan'andro fa isak'izay manina ary rehefa manao dia tena farat... tohiny
Felantsoa14 ( 07/08/2018 17:24)
Mpamaky forum "Serasera" sarotsaro-kenatra miohatra @ ireo ao @ Moov
Miarahaba antsika rehetra. Mpamaky sy mpanoratra @ forum Moov sy serasera aho fa mahatsapa hoe tsy dia actif loatra isika eto @ serasera miohatra @ ao @ moov. @ izao fotoana izao lasa niova be ilay... tohiny
novalian'i Rt.JOSVAH ny 05/09/2018 02:44
Felantsoa14 ( 26/07/2018 01:25)
Gravy koa ity tononkira ity
...... Tsy ninia mamitaka aho sanatria Na hoe tsy ampy ahy ny iray f’aleoko roa Fa nisy fitia iray tsy mbola hitako nandalo teo Dia tsy fantatro fa lasany aho Fa nisy fitia iray niserana nitondra... tohiny
novalian'i Rt.JOSVAH ny 13/08/2018 12:17
Felantsoa14 ( 12/07/2018 03:43)
Tsiaro
Tsaroako 5 taona androany no nanapahako hevitra fa hajanona ny amintsika. Fitiavana tsy hay izay hiafarana, mety hanimba, mety ho tsara. Herintaona teo ho eo talohan'io nifankahita voalohany isik... tohiny
Felantsoa14 ( 13/06/2018 03:35)
Virginité mialoha ny mariazy; mbola zava-dehibe ve ?
Tsy hiditra principe-na fiangonana aho fa resaka @ maha-olona fotsiny ihany. Tena mbola important @ nareo lehilahy ve ny mmanambady virijiny izany na farafaharatsiny mbola virijiny izy fony ianareo ... tohiny
Felantsoa14 ( 28/06/2017 05:10)
Vady mizara vady ...? Vady hendry nampirafy...
Iqlqnq tsiny ;ialoha fa lava be ity tantara ity Mba te-hanontany ny hevitrareo vehivavy efa sendra tantara mitovitovy @ ity tantara ity aho. Manambady efa 12 taona ary efa niteraka 2 izahay. Anisany... tohiny
novalian'i poutinah ny 17/10/2019 11:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366