Mpamaky forum "Serasera" sarotsaro-kenatra miohatra @ ireo ao @ Moov

1. Felantsoa14 ( 07/08/2018 17:24)
Miarahaba antsika rehetra.

Mpamaky sy mpanoratra @ forum Moov sy serasera aho fa mahatsapa hoe tsy dia actif loatra isika eto @ serasera miohatra @ ao @ moov.

@ izao fotoana izao lasa niova be ilay moov ka na ny forum aza sarotra idirana ary sujet taloha be no ao. Fotoana fanararaotra hamelomana ity forum ity izany sa tsy izany ry Hery ?

Misy groupe Facebook ve isika ka any no mifanentana ? Eto mantsy juste pseudo dia tsy hita hoe i anona no manoratra na i anona fa ao @ facebook tonga dia boky mivelatra.

Asandrato ny antsika eh !!!
novalian'i Rt.JOSVAH ny 05/09/2018 02:44
2. hery ( 12/08/2018 14:56)
Misaotra anao aloha,

Effet facebook daholo io e :-) Kamokamo hamonjy forum ny olona.

Fa efa miketrika ka.

3. Rt.JOSVAH ( 13/08/2018 06:28)
Marina zan e!!!
4. mirananirina ( 13/08/2018 11:52)

Felantsoa14:


Misy groupe Facebook ve isika ka any no mifanentana ? Eto mantsy juste pseudo dia tsy hita hoe i anona no manoratra na i anona fa ao @ facebook tonga dia boky mivelatra.

Asandrato ny antsika eh !!!

Na any @ FB aza anie betsaka compte fake e! Betsaka koa tsy ho hita hoe i anona ity na ianona.
Izany hoe boky mivelatra misaveraka ihany hihi
5. felantsoa14 ( 14/08/2018 18:12)
Ny hevitro ange tsy ny hoe hampifandray ny pseudo eto sy ny pseudo facebook eh. Fa hoe atsangana ny vondrona ao @ facebook dia ao no mifanentana hanoratra eto @ pseudo en toute discrétion, tsy terena tsy vozonana fa mifampizara izay azo zaraina fotsiny ihany. Izay te-hampiseho moa hoe i x ange ny pseudo serasera an'i Y ao @ facebook dia anjarany izany.

Tsy tsara ve izany ? velomy r'ireto ny antsika malagasy fa tsy ny amerikanina ihany akory no mahavita. JEreo ny sinoa aza mahavita mi-bloquer acces à facebook any @ taniny
6. Fredkwel ( 28/08/2018 10:33)
Sady tokony mba mety hanaovana publication sary,,,tianay lay izy fa tsy hainay ny mampiasa tsara azy
7. hery ( 28/08/2018 15:03)

Fredkwel:

Sady tokony mba mety hanaovana publication sary,,,tianay lay izy fa tsy hainay ny mampiasa tsara azy


Mety io ka. Tsindrio ilay hoe hampiditra sary eo ambany
8. Fredkwel ( 29/08/2018 02:05)

hery:


Fredkwel:

Sady tokony mba mety hanaovana publication sary,,,tianay lay izy fa tsy hainay ny mampiasa tsara azy


Mety io ka. Tsindrio ilay hoe hampiditra sary eo ambany


Ary ahona raha hiresaka amin namana amin hafatra miafina azafady?
9. Rt.JOSVAH ( 29/08/2018 07:58)
Ndao ary anangana vondrona eee,aleo fa zah no anokatra azy.
ataoko hoe : CLUB FORUM ny anaran vondrona dia tadiavo ary midira ho mpikambana.
10. felantsoa14 ( 31/08/2018 14:22)

Rt.JOSVAH:

Ndao ary anangana vondrona eee,aleo fa zah no anokatra azy.
ataoko hoe : CLUB FORUM ny anaran vondrona dia tadiavo ary midira ho mpikambana.


Mba omeo ilay lien ary fa liana izahay
11. Fredkwel ( 04/09/2018 00:01)
Misaotr hoanle mpanangan vondrun
12. Rt.JOSVAH ( 05/09/2018 02:44)
ty ary le "lien" dia afak miditra tsika rehetra eee
https://web.facebook.com/groups/303997530391052/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4075