Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Dmon, milahatra araka ny daty
Dmon
(
05/02/2009 07:08)
C'est quoi ça?????? (ialana tsiny le teny vazaha)
Miala tsiny betsaka am Dmon sy izay nanaraka ady hevitra fa voafafa tsy nahy ilay izy. Misy fikorontana kely nandalo.
Raha mbola misy any ho any ilay resaka iadian-kevitra eto dia avereo ery ambany e...
tohiny
novalian'i ndenn ny 05/02/2009 15:02
Dmon
(
24/10/2008 08:39)
Virus GASY
misy mahita vahaolana @ le virus gasy hoe "tsy virus ty fa olona..........." iny ve ianareo!!
misy pc ray zay ato tratra de tsitako ze atao!! lany noteteziko ny antivirus rehetra.
sa le anti- spywar...
tohiny
novalian'i zikou ny 10/02/2009 20:16
