Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bhiou, milahatra araka ny daty
Bhiou ( 19/08/2010 07:05)
Mba ampio hoe za a!
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihints... tohiny
novalian'i herim ny 08/10/2010 06:16
Bhiou ( 18/08/2010 14:03)
Mba ampio hoe za a!
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihints... tohiny
Bhiou ( 18/07/2010 20:31)
Faniriana
Ohatran'ny mba manana hevitra za hoe maninona moa raha mamorona [b]"choral SERA"[/b] isika mpisera eto? mba faniriana ny ahy fa raha misy vonona hanohana dia ataontsika ilay izy. Ny tenako aloha dia... tohiny
novalian'i rijadolly ny 24/07/2010 14:43
Bhiou ( 14/07/2010 08:55)
Ahoana no Itadiavana an'Andriamanitra? Efa ao anatinao Izy
"Betsaka ny olona no manao zavatra maro mba Hitadiavana an'Izany A/tra izany" Matetika dia Rehefa misy olana Be mianjady @olona iray vao tena mipopopopo mivavaka ny olona. Antsoina mpiandry ka mila dÃ... tohiny
novalian'i vonynive ny 07/10/2010 12:46
Bhiou ( 24/12/2008 14:29)
FANASANA
Ny antoko Mpihira Hasin'ny Lanitra dia faly manasa anao hiara-hisaotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra noho ny nivimbinany antsika nandritra ity taona 2008 ity ka ametraka sahady ny taona vaova... tohiny
Bhiou ( 27/10/2008 06:46)
Hatraiza ny fitiavanao an'Andriamanitra? mety ahasoa anao...
Ohatran'ny ahoana no handraisanao izany Andriamanitra izany? Ny toerany eo amin'ny fiainanao, ny fanomponao azy... sns Fantatrao ve nefa aloha fa fandaharan'Andriamanitra izao fiainanao izao? Eny fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 31/10/2008 23:58
Bhiou ( 15/03/2006 09:00)
fitiavana = Fahoriana (Valio
Mahagaga ary mbola tena mahagaga fa rehefa ny olona iray no tena tiana dia mampahory nefa mifanohitra amizay ny olona rehefa tsy heritreretina mampiseo fitiavana be miredareda, ianao nefa mbola tia il... tohiny
novalian'i andry08 ny 31/03/2006 19:00
Bhiou ( 15/03/2006 08:55)
Ahoana no ilazana fa tena tia?
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:32
Bhiou ( 15/03/2006 08:52)
Ahoana no ilazana fa tena tia?
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128