Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Belle, milahatra araka ny daty
Belle ( 11/04/2010 15:57)
Bokin'i Soanja
Miarahaba an'i Soanja sy isika rehetra, Saika mba hanontany aho e! Manao ahoana efa mba any ho any ve ilay boky natombokao navoaka tan-tranokala dia natsahatra iny ry Soanja!? Nahafinaritra mantsy ... tohiny
novalian'i cyril ny 12/10/2010 10:20
Belle ( 10/06/2009 19:08)
NY ALIKA - Je pose 3, je retiens 1
Indray andro hono: Novorian’ny mpahary ny biby rehetra hilazany ny zava-baovao vao nohariany. Masina loatra nefa hono ilay mpahary ka rehefa hiditra ny efitra fivoriana dia tsy maintsy samy manal... tohiny
novalian'i kwit ny 18/06/2009 08:52
Belle ( 29/01/2009 15:50)
Resa-Pianakaviana
Miarahaba ny rehetra! Vaovao vao henoko androany dia zaraiko ary esoriko ny lainga raha misy! Ny antony tsy hampisamboran'ny filoha an'ilay nitarika korontana HONO dia satria ilay lazaina fa zan... tohiny
Belle ( 28/12/2007 18:55)
Super Marché Antananarivo - Tandremo!!!
Miarahaba ny rehetra, Tsy fantatro raha efa nisy nitondra teto ity resaka ity, fa zaraiko ihany mba hahalalan'ny rehetra. Nilazan'ny namako iray aho (izy mihitsy no efa voa) fa raha mandeha mian... tohiny
novalian'i robby ny 07/01/2008 19:15
Belle ( 21/10/2007 03:33)
Fandevenana vs. Fandorana
Olona vitsivitsy izahay no tafaresaka ka nizarazara be ihany ny hevitra. Nisy aza moa dia tena nisafoaka mafy tamiko mihitsy satria tsy toe-tsaina Malagasy velively hono ny mandotra razana. Hitako ... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:35
Belle ( 20/10/2007 12:02)
Fanondroana: Marina sa Tsia?
Trangam-piainana mpiseho matetika no nisintonan’ny fiaraha-monina azy ireny. Ny an’ny gasy dia ireto ny sasantsasany tena malaza: - Lehilahy sy vehivavy mpinamana be = mpisipa; - Vehivavy mana... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2007 15:49
Belle ( 06/10/2007 21:35)
Ireo Milaza Azy ho Tsy Mpino
Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:55
Belle ( 25/09/2007 13:57)
Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahafor... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 20:53
Belle ( 02/01/2007 15:46)
Ny Malagasy sy ny Serasera
Miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao! Taona misimisy nifaneraserako an-tendrilavitra nahitako ny toetra vitsivitsy manaraka eto amin'ny mpandray anjara (amin'ny ankapobeny): - rehefa ny any... tohiny
novalian'i cutie ny 10/01/2007 23:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086