Liste des messages
Liste des messages, inserés par Baovola2, par ordre de date
Baovola2
(
15/06/2009 10:55)
Silamangany
Hono h'aho r'ireto, hainareo ve r'ireto hoe, inona ny silamangany @teny frantsay ? te-hihinana mafy aho fa tsy haiko akoriny ny paoziny aty ivelany aty dia mba ny anarany ohatra no itadiavana azy,
...
suite
répondu par tantaramanga le 03/02/2013 09:09
Baovola2
(
26/03/2009 17:19)
sakafo omena zaza manomboka 6 mois
Miarahaba e :lol:
efa nikarokaroka ihany fa tsy nahita :oops: resaka momba an'io ka mba tehanontany aho hoe, inona no recette na sakafo tsotra omenareo na efa nomenareo ny zanakareo ? ny tena maha...
suite
répondu par endriny le 26/10/2016 06:01
Baovola2
(
02/02/2007 14:17)
Ho aiza ihany ny tanorantsika raha izany ?!
Tankina sy malahelo ary azo lazaina ho kivy aho nahita tamin'ny gazety androany fa misy "mercenaires" mikarama manoratra ny memoiren'ny etudiants eny Ankatso ary tena efa maro no manao an'io satria di...
suite
répondu par sitlo le 10/02/2007 04:17
