Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Anah, milahatra araka ny daty
Anah ( 19/07/2008 07:26)
sonnerie tel portable
Sao mba misy manana note musique azo atao sonnerie tel portable o? NA zavatra somary special e. Merci... tohiny
Anah ( 20/01/2006 13:52)
Sao ianareo mahalala....
Manao ahoana daholo, Sao misy mahalala ny adresse dry masera Saint Joseph de Cluny Fianarantsoa, azafady. Misaotra o.... tohiny
novalian'i Nickovy ny 30/01/2006 11:26
Anah ( 18/01/2006 13:34)
mitady lehilahy ...
Manao ahoana daholo, Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona. Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadi... tohiny
novalian'i lee ny 28/04/2006 15:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074