Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i 3ctor, milahatra araka ny daty
3ctor
(
22/10/2010 09:22)
Ny vehivavy sy ny hatsarana
Tsy hitako izay tena tokony hasiana ity lohahevitra ity : toa hatsikana ,toa fivavahana nefa mahakasika betsaka antsika vehivavy ka aleoko avela eto izy.
Toy izao ilay sujet ka dia samia manosaka ny h...
tohiny
novalian'i tiavanafi ny 19/12/2012 13:38
3ctor
(
22/10/2010 09:01)
fou rire kely kloo !!
Misy blague kely iray izay ity tena naha latsaka be ahy ka de zaraiko aminareo. Tandremo sao tapaka ny tsinay an !!! mdr
Un petit garçon arrive en courant et dit à sa mère :
- Maman j'ai vu le c...
tohiny
novalian'i ledala ny 22/01/2011 21:29
3ctor
(
22/10/2010 07:00)
Raha mba te hiasa any ivelan'i Madagasikara
Toa sambatra ery izany hoe mipetraka sy miasa aty an-dafy izany araka ny fiheveran'ny Gasy ao Dago ao azy izany toy ny hoe raofina fotsiny ny vola aty !
Malaza be izao ny recrutement any Canada toa ho...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:33
3ctor
(
14/10/2010 16:49)
Ny fanolanan-jaza sy ny tontolony
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 11:44
3ctor
(
14/10/2010 16:32)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A...
tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:19
