Ny any ivelan'ny Kristianisma

41. Miharena ( 07/11/2017 19:41)
Raha ilazana hoe miresaka amin'adala dia hikadradringana indray Rhaj0 e!?
42. rhaj0 ( 07/11/2017 19:49)
F'angaha moa tsy izay "mahare feo" (nefa tsisy mpiresaka) no "adala"? :-)
43. Miharena ( 07/11/2017 19:59)
Mampihomehy tokoa angamba ilay izy o! Adala izany Rhaj0 isan'alina fa mahare ny feon'ny namany miresaka aminy mazava be nefa tsy misy miresaka aminy akory ny manodidina azy mivantana!

Mba manana fahazavan-tsaina fa izay avoakanao eto anie no hampahatsiahivina anao hoe manao resaka bontolo fotsiny fa tsy misy fotony mazava hijoroana akory e!
44. rhaj0 ( 07/11/2017 20:15)
mouah ha ha.. hoe hozy i Miharena hoe, ilay namany TSY EO, isan'alina, izany hoe "tsy misy miresaka akory eo", nefa dia "mahare ny feon'ny namany" i Miharena???

mararicoco mihintsy 'le Miharena 'ty :-)
45. gasy1zay ( 07/11/2017 20:44)

rhaj0:

F'angaha moa tsy izay "mahare feo" (nefa tsisy mpiresaka) no "adala"? :-)

Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny fasika.
46. rhaj0 ( 07/11/2017 21:19)
gasy1zay:
nanorina ny tranony teo ambonin’ ny fasika

mouah ha ha... no-défier-n'i Dubai mihintsy anie io "tenin'i Jesosy" io ry Gasy1zay ee.. ianao koa efa mba maoderina ihany ry Gasy1zay, nataoko fa mba, nefa dia tsy mahalala ny Trano Beuh ao Dubai MIORINA EO AMBONY FASIKA??? TSy trano lay io fa tena building be an..

Fa tsy mitovy ny resaka itsy ambony izany ee..
- Ry nareo nanodina ny resaka hoe, "mandre ny tenin'i Jesosy", izany hoe, mety i Belazao no mitabataba mamaky Baiboly ao, dia matahotra beuh nareo, ary ampitahorinareo h@ izaho.
- izaho nefa nanontany hoe, toatoa ny ahoana izao "feon-Jesosy" RENAO ao izao: i Jesosy no mitabataba ao an-tsofinao ao
47. gasy1zay ( 08/11/2017 02:54)

Maninona tsy manao expérience kely rhaj0 mangataka haheno ny feony dia azonao eo ny valiny e!
48. gasy1zay ( 08/11/2017 16:33)
i rhaj0 ve raha TENA mahare ny feony dia vonona ny hiova sa tsia? Afaka miaraka mivavaka isika mba haheno ny feony ianao raha tena sahy sy vonona i rhaj0
49. rhaj0 ( 08/11/2017 18:34)
Efa hoe TSISY mahare feon-Jesosy izany ry Gasy1zay aa.. TSISY izany.

ny akon'ny tabataban'ny Belazao rehetra izao no renao ao an-tsofinao ao ry Gasy1zay, fa TSISY izany feon-Jesosy izany.

Sa ve ho'a tena "mitabataba ao an-tsofinao ao tokoany i Jesosy" ry Gasy1zay ???
50. gasy1zay ( 08/11/2017 20:35)

rhaj0:

Efa hoe TSISY mahare feon-Jesosy izany ry Gasy1zay aa.. TSISY izany.

ny akon'ny tabataban'ny Belazao rehetra izao no renao ao an-tsofinao ao ry Gasy1zay, fa TSISY izany feon-Jesosy izany.

Sa ve ho'a tena "mitabataba ao an-tsofinao ao tokoany i Jesosy" ry Gasy1zay ???

Raha tena mitady azy ianao dia haheno fa fantatro fa mbola tsy te haheno ianao satria tsy vonona ny hiova.

Izay mitady no hahita ary izay mandondona no hovahana.
51. gasy1zay ( 08/11/2017 20:47)
rhaj0 > izaho resy lahatra fa raha mangetaheta ny handre ny feony ianao rhaj0 ka vonona ny hanaraka azy dia TENA haheno tokoa, raha vonona ianao dia ndao handroso @ lalina kokoa. Ka sahy ve ianao sa tsia?
52. rhaj0 ( 08/11/2017 20:55)
Asesin'i Gasy1zay foana ity fanontaniana. Fa dia ny inona @ hoe Atheist no tsy (mety) takatrao ry Gasy1zay?

Fa tena (mety) "mitabataba ao an-tsofinao ao tokoany i Jesosy" izany ry Gasy1zay an... (Mety) zavatra toa izany no mahalasa indrakindrafana raha "tabataba beuh" tokoany ilay izy ao an...
53. gasy1zay ( 08/11/2017 21:11)

rhaj0:

Asesin'i Gasy1zay foana ity fanontaniana. Fa dia ny inona @ hoe Atheist no tsy (mety) takatrao ry Gasy1zay?

Fa tena (mety) "mitabataba ao an-tsofinao ao tokoany i Jesosy" izany ry Gasy1zay an... (Mety) zavatra toa izany no mahalasa indrakindrafana raha "tabataba beuh" tokoany ilay izy ao an...

Fa iza no nanontany hoe ohatrany ahoana ilay feony? Ka te hahalala ve i rhaj0 sa tsia e?
54. rhaj0 ( 08/11/2017 21:20)
tantarao dia velabelaro izay "tabataba ataon'i Jesosy renao" ao re ry Gasy1zay aa..
lelafin'ny saka ny faladianao.. fiangaviana ny ahy ee :-)
55. gasy1zay ( 08/11/2017 21:25)

rhaj0:

tantarao dia velabelaro izay "tabataba ataon'i Jesosy renao" ao re ry Gasy1zay aa..
lelafin'ny saka ny faladianao.. fiangaviana ny ahy ee :-)

Fa maninona raha angatahintsika izy hoy aho hiresaka mivantana aminao, sa matahotra ny haheno ny feony i rhaj0? ianao anie TENA tiany na dia tsy mino azy aza e! Izaho tsy afaka mangataka raha tsy vonona ny handre nefa i rhaj0.
56. gasy1zay ( 08/11/2017 21:47)
rhaj0 > ny afaka ambara ngamba dia raha maheno ny feony ianao rhaj0 dia tsisy hevitra intsony ahafahanao milaza fa tsy mitombina ny baiboly fa dia tsy maintsy hiova tanteraka ny fiainanao.
57. rhaj0 ( 09/11/2017 13:20)
Dia mambosibosika dia mambosibosika i Gasy1zay ee... Mampihomehy :-)

Io ry Gasy1zay toa ny any @ garabola a... Misy zaza tena mbola mino (pernoel), ary dia tena "mambosibosika dia mambosibosika" ny namany mba (hiverina) hino (p.n.).

Dia kôpy ianao ry Gasy1zay, fa rehefa njay mandika ilay tsipika hoe, TSY mino (pn) dia TSY miverina intsony eee... Na dia manja be azany ny revirevy rehefa mino (pn).
58. gasy1zay ( 09/11/2017 14:29)

Ilay fanoharan'i rhaj0 zany dia mapme mintsy , tapeo google ry rhaj0 dia tadiavo ao hoe témoignage rencontre avec Jesus vs témoignage rencontre avec Père Noel, dia raha mitovy ny zavatra avoakany ao dia marina ny anao.

Jereo ny calendrier officiel fa ny taona misy antsika dia 2017 après Jésus Christ, ka midika izany na ho eto Gasikara i rhaj0 na hoany Canada tsy hanova inona inona izany fa tena nisy Jesoa Kristy fa tsy THÉORIE toy ny évolution dradradrain'ireo siantifika, na angano angano toy ny Père Noeln'i rhaj0.
59. rhaj0 ( 09/11/2017 15:11)
TSISY nilaza anie hoe TSISY Jesosy teo eee.. Efa hitan'ny Siantista akoriny azany ny fasany, ary toa toa ny fasan'ny (mpanankarena) karana hono ilay izy tao, Dia tao akaikiny tao koa hono ny fatin-janany sa moa ny rahalahiny ets..

Ary raha 2017 ny kalendrie, dia .. hitaro ny saina dia hanontanio ny kalendrie sinoa ee.. Dia ampiasao ilay saina hoe, fa maninona no samy hafa.

Fa ny @ finoana an'i Jesosy (sy ny nataony) sy finoana an'i Pere Noel dia ... samy finoana ireo ry Gasy1zay aa.. Samy manaiky-tsisy-porofo, tsy mila iadian-kevitra.

Rahefa tianao ho pehana ny Zaza eny @ garabola sy ny finoany PN, dia ao ianao Gasy1zay izany, fa ho pehan'ny Zaza eny @ garabola koa ny finoanao an'i JC.

Entre-pa fa raha "mahay" ny tantaran'i Pere Noel ianao, dia ... "nisy" tokoany kouh i Santa Claus, nanao izay nataony tany, fa avy eo "nohatsaraina" sy "nohavaozina" ny tantarany, dia lasa io bevolombava bekibo io.
60. gasy1zay ( 09/11/2017 16:06)

Ny ankizy mino père noel satria nahazo cadeau, ny kristianina mino an'Andriamanitra satria nahazo valim-bavaka, nahazo fitahiana, nahazo fanasitranana, nahazo fiadanana.

ny cadeau ny ankizy avy @ ray aman-dreny, fa ny valimbavaka dia manaiky ngamba ianao fa tsy dadanao sy mamanao na ny science no nanao azy, fa ilay Andriamanitra mahery.

io rhaj0 dia hoy ilay jamba sitrana hoe tsy haiko aloha izay filazanareo fa ny fantatro dia jamba aho taloha dia rehefa nandalo i Jesoa ka nanasitrana ahy dia mahita aho ankehitriny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.634