Ny any ivelan'ny Kristianisma

21. rhaj0 ( 05/11/2017 16:57)
gasy1zay:
.. za aloha efa resy lahatra ny amin'i finoako ka tsy mila mandeha any @ monastera boudista, hindu, etc..

Io izany ilay Ibaotsimivily sa Itsimahalalaafatsynysaimpantany?

Dia izaho indray anefa no antsafain'i Gasy1zay tsy an-kenatra eto, @ izao "centre international de reveil ao Ottawa" izao.

Dia jereo fa izaho misoka-tsaina (fa i Gasy1zay dia nanakombo-tena tanaty box-kely): nisy iray izay tao Montreal notsidihiko, ary tamina tranom-pokonolona (fa tsy leglizy) zareo; ary ny tori-teny dia .. revolisionera. Resaka sesika, presque direkta, ary tena hotsahotsan'ny "fanaon'izao tontolo izao" no notere-kilahatra @ baiboly, fa nampivanitika (ahy) fotsiny ee..

gasy1zay:
.. izao manana assurance fa raha ho faty aho anio dia mbola ho be lavitra noho izao fahasambarako izao no miandry ahy satria hihaona amin'ilay Andriamanitra namorina ahy aho..

hi hi hi.. ary ahoana ireo criteres be dia be ahafahana "miditra @ Fanjakan'ny Lanitra"?? Sa resa-kehy daholo fotsiny ireny?? Sa arak'ilay hoe, ne concerne qu'à ceux qui y croient??

Eny azany kouh... Izaho indray ve hi-contredire anao Gasy1zay @ izany :-)
22. gasy1zay ( 06/11/2017 01:31)

rhaj0:

Nisy safidy natao ry rhaj0 ilay hoe nisafidy an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy mpamonjy a! Toy ny ianao misafidy ny ho vadinao ihany io, ka rehefa nisafidy ianao dia manaja ny safidinao, manaja ny voady natao, fa tsy hoe mihidy anady box rehefa mahita ny mety aminao.

Izaho efa resy lahatra fa Andriamanitra ivavahako no Andriamanitra ka tsy hitako inona no mbola handehanako any @ hafa izay fantatro fa tsy izy.
23. endriny ( 06/11/2017 06:15)
Dia ilazao koa fa nisafidy ny atao batisa ny zaza 3 volana e
24. endriny ( 06/11/2017 06:18)
Raha safidinao ny nanaraka an'i Jesoa Kristy dia araho an-tsakany sy an-davany izay nolazainy fa aza atao bilobiloka bibilika Ka izay mahadiavolana fotsiny no atao
25. rhaj0 ( 06/11/2017 13:28)
Aleo averina apetraka mazava tsara ny toetra (ratsy)-n'ny Kristiana (Gasy1zay)

gasy1zay:
.. za aloha efa resy lahatra ny amin'i finoako ka tsy mila mandeha any @ monastera boudista, hindu, etc..
(...)
P.S : ary maninona i rhaj0 tsy mba manatrika fitaompivavahana 1 ao @ centre international de reveil ao Ottawa? Mba mahita fomba fijery hafa.

Sa tena kipantsin'Andrmntra koa i Gasy1zay miteny an'ireo, ary dia tena izay mihintsy ilay izy, RaKrisy TSY handeha MIHINTSY hanantona ny hafa, fa ny hafa no poriporetina (ankolaka) ny hanantona an-dRAkrisy????
26. gasy1zay ( 06/11/2017 14:05)

Ny tenin'Andriamanitra henonao dia efa Jesoa Kristy mandondom-mbaravana hiditra ao amponao, fa ianao no misafidy ny handray na hanamafy ny fonao, ka aza dia milaza fa tsy mbola nanantona anao Jesoa Kristy.
27. endriny ( 06/11/2017 15:12)

gasy1zay:

Ny tenin'Andriamanitra henonao dia efa Jesoa Kristy mandondom-mbaravana hiditra ao amponao, fa ianao no misafidy ny handray na hanamafy ny fonao, ka aza dia milaza fa tsy mbola nanantona anao Jesoa Kristy.

Ny ahy aloha vakiteny nataon'i pasitera sy mopera no henoko, fa mbola tsy nandre an'Atra niteny tamiko aho fa sarotra ny mandainga.

I Jeneraly no efa nahita an'i Jesosy teny Vasakosy nitaingina moto
28. rhaj0 ( 06/11/2017 18:25)
i Gasy1zay no resahinia, fa hoe, "tsy mila mandeha any @ monastera boudista, hindu, etc.." hono izy Gasy1zay, nefa tsy miodina akoriny ny resaka, dia io i Gasy1zay mpamoriporitra (ankolaka) ny olona, hoe handeha any @ izany "fitaompivavahana 1 ao @ centre international de reveil" izany.

Dia ny valin-tenin'i Gasy1zay fanampiny, dia .. Jesosy "mandondom-mbaravana". F'angaha ianao Jesosy ry Gasy1zay a???
Ahoana koa azany izany firesakareo zany k'le..

Entouka... Izaho koa TSY mahare Jesosy izany. Ny Papa (Benoa sa Fransoa) koa dia efa niteny, fa TSISY feon-Jesosy izany, fa "inspiration" ny azy.

Sa ho'a tantarao hoe ry Gasy1zay, toatoa ny ahoana ho'a izao "feon-Jesosy" mandondom-baravarana ao aminao izany ee??? Hoe, manao hoe "haody ny aty" sa "aiza izay olona ooo??" Sa misy "feo renao" miraondraona tsy hainao ny dikany, fa dia akapokao ho teny Hebreo, dia akapokao ho Jesosy no miteny???
29. gasy1zay ( 06/11/2017 20:21)

Tenin'Andriamanitra = baiboly, maheno teny noraisina ao @ baiboly ianao dia maheno ny hafatra avy amin'Andriamanitra

Inona no sarotra amin'izany fa ianao mirahalahy no tsy manaiky hoe avy amin'Andriamanitra ny baiboly.

30. gasy1zay ( 06/11/2017 20:28)

endriny:

gasy1zay:

Ny an'i endriny indray dia te hino an'Andriamanitra ihany izy saingy toa ohatrany tsy mety aminy ilay Andriamanitra mitaky fibebahana marina, misy fahotana mangeja azy tsy tiany ialana dia aleon'i endriny koa mandresy lahatra ny tenany fa diso ilay Andriamanitra nambara azy ao @ Baiboly fa an'i missionera vazaha hono io fa tsy ilay Zanahary an-tampon'ny loha an'ny Ntaolo. i endriny koa zao mety zaza kristiana vita batisa fa tsy mahafoy ny fahotany.

1) Oviana koa no nisy Atra nitaky fibebahana? Fa ilay olona misoratena ho solotenan'ilay Atra tsy misy no miantso olona hibebaka eran'ny arabe sy ny alitara.

2) Efa im-polo aho angamba no nilaza teto fa I Zanahary dia: a) zana-bazimba nitoetra teo Ambohijanahary ny iray, ary b) ilay Mpanjaka Betsimisaraka taloha no faharoa.

3) Ary Atra dia ireo mpanjaka lasa razana taloha no nantsoina hoe Atra. Nisy koa ilay Vazimba nantsoina hoe Andriamanitra nitoetra teny Tsinjoarivo

Mba vakio ny baiboly dia ho hitanao fa Andriamanitra dia TENA mitaky fibebahana tokoa :

Talohan'ny nahatongavan'i Jesoa dia i Jaona Mpanao batisa nanao ny batisan'ny fibebahana, rehefa niova fo ireo jiosy ka nanontany an'i Petera hoe inona ary no ataonay dia hoy ny navaliny hoe : mibebaha ary aoka ianareo atao batisa

Inona moa ny batisa sy fahateraham-baovao raha tsy fibebahana marina sy fialana @ fahotana (lalan-diso) fahiny, maty @ ota ka lasa olombaovao ao @ Jesoa Kristy.
31. gasy1zay ( 06/11/2017 20:30)

endriny:

Raha safidinao ny nanaraka an'i Jesoa Kristy dia araho an-tsakany sy an-davany izay nolazainy fa aza atao bilobiloka bibilika Ka izay mahadiavolana fotsiny no atao

Tena an-dalampiezahana ny manaraka azy 100% na dia somary lavo ihany tsindraindray
32. rhaj0 ( 06/11/2017 22:17)
gasy1zay:
... maheno teny noraisina ao @ baiboly ianao..

Hay va re... Hotry ny hoe,
- rahefa mamaky ny teorian'ny relativitiha izany dia "maheno an'i Einstein" eee..
- na rehefa mamaky ny bokin'i JK Rowliing dia "maheno an'i Harry Potter"...
- na rehefa mamaky ny bokin'i Goscinny dia mahare ny feon'i Obelix.. fa tsy mitovy @ feon'i Gerard Depardieu an... :-)
33. gasy1zay ( 07/11/2017 14:58)

Oadray ry rhaj0, rehefa mamaky communiqué ny maison blanche ny porte-parole dia tena ny voalazan'ingahy Trump no ambarany eo fa tsy zay vetsovetsompony ka io ianao ihany no erany raha hoy ianao namorina izy na tsia.
34. rhaj0 ( 07/11/2017 15:22)
ilay "maheno feo" no tiako tsipihina.

Rahefa i Sarah Huckabee no mamaky ilay komionikehy, dia ny "feon'i Sarah" no reko fa tsy ny "feon'i Donald".
Rahefa mitori-teny i RapasyMopera, dia TSY "maheno feon-Jesosy" na izaho na ianao.

Rahefa mamaky Baiboly ianao Gasy1zay, dia ny sainao no mamboaboatra feo ao, dia lazainao fa i Jesosy no "miteny" aminao. Fa raha ny marina, dia TSISY Jesosy miteny anao izany eo.

Ny Papa izay 24h/24, 7j/7 mivavaka ao no efa niteny fa TSISY FEON-JESOSY izany, fa INSPIRATION no misy, na ny marimarina kokoa, ny IMAZINAZIO no miasa tsara "mamboaboatra feon-Jesosy" aminao irery ao.
35. gasy1zay ( 07/11/2017 16:10)
Rehefa ny vadinao na ny olotianao rhaj0 manoratra taratasy ho anao ka fantatrao hoe izy no nanoratra azy dia na tsy henonao aza ny feony dia raisinao izay hafatra nalefany fa tsy hoe tsy henoko ny feonao t@ namaky ilay taratasinao aho dia noheveriko fa imagination-ko ilay izy dia tsy norarahiko.

Andriamanitra namela ny teniny ho antsika dia ny Baiboly, fa araka ny nambara ombieny ombieny teto dia safidy malalaka ny hino sy ny tsy hino izay nolazainy.
36. rhaj0 ( 07/11/2017 18:16)
o boy... averiko farany:
ilay "maheno feo" no tiako tsipihina... fa tsy ilay "mandray hafatra".

i Gasy1zay ihany no te-hipentsompentsona fa "maheno feon-Jesosy" ao. Dia rahefa hanontaniana anefa hoe, ka feo beso sa feon-goaika, teny hebreo sa @ fitenin-jatovo, dia mibilobiloka tahak'n'inona ao.. Izany rehefa be pli-vava tsy mieritreritra; tsingolohan'ny akoho toka-nify eo.. :-)
37. Miharena ( 07/11/2017 18:35)
Aza be famaliana Rhaj0 fa ianao aza na dia manonofy aza maheno feo izay tsy anao rehefa manonofy olona miresaka aminao ao ampatoriana eo.

Fa tsy maha-vahiny izany maheno feo izany na dia olona mifoha izao aza. Rehefa te-hiresaka aminao ny Mpahary dia afaka miteny renao tsara IZY. Izaho dia nahazo izany soa aman-tsara tamin'ny fotoana tsy nampoiziko hisian'izany velively. Ary ny teny tamin'izany aza dia teny filazana fa IRAY izahay.
38. rhaj0 ( 07/11/2017 19:30)
Ka feo beso sa feon-goaika, teny hebreo sa @ fitenin-jatovo izao feon-Jesosy ren'i Miharena izao eee...
39. Miharena ( 07/11/2017 19:34)
Miteny Malagasy toy ny olona tsotra sady mazava tsara.
40. rhaj0 ( 07/11/2017 19:39)
feom-goaika sa feo beso sa feom-bavy ee ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3148