Fampianarana mivavaka

21. rhaj0 ( 29/05/2017 16:37)
@ izao isika miteny izao, dia ao Vatican ny PM kanadiana, manasa (inviter) an'i Fransoa ny hifona/hiala tsiny @ Amerindiana ny @ (tsy) nataon'ny Leglizy manoloana ity "Fampianarana mivavaka forcé ary violent" nataon'ny pretra/mamera/masera t@ Amerindiana izay 50 taona farany lasa izay.

http://ici.radio-canada.ca/nouvelle/1036401/vatican-rencontre-pape-souverain-pontife-premier-ministre-canada-excuse-pensionnat-autochtones
Le premier ministre Justin Trudeau a demandé lundi au pape François de présenter les excuses officielles de l'Église catholique aux victimes des pensionnats autochtones canadiens...
22. Miharena ( 30/05/2017 04:31)

rhaj0:

Inona no tianao lazaina @ "fanjanahana"??

Averiko indray fa TSY t@ andron'ny "fanjanahan-tany" io, izany hoe, tany @ 1600-1900 taloha be tany io no nitranga, ary aty Kanada daholo izany, Kanada izay efa indépendent efa ho an-jato taonany.

Eritrereto tsara fa:
- t@ 1972 ohatra, raha ni-grève ny gasy, dia ireto olona ireto kosa, aty Kanada, dia mbola niharan'ilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent".
- t@ 1990, raha nitrifana teny Iavoloha ny gasy, dia mbola nisy ny sekoly, aty Kanada, sekoly protestanta sy katolika, mbola manao ilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent".

Dia mbola averiko ihany, fa hotry ny tsy voarainao Miharena izany ny resaka, fa
- efa niaiky fa nahavanon-doza ny Protestanta (sy ny governemant kanadiana)
- ary efa nifona niala tsiny ny Protestanta sy governemanta kanadiana
- fa i Vatican (ry Benoa sy ry Fransoa) no TSY mety miala tsiny ary tsy te-ahalala.

Raha ny fahalalako izay tsotra dia tsotra dia nanao conquete de eoropeana tany Kanada tamin'io vanim-potoana io. Rehefa tonga amin'ny tany iray izay tsy azy ka manana hevitra ny hiorim-ponenana ao ary manosoka ny firehany sy ny fomba fiainany ho an'ny tompon-tany dia manjanaka izay.

Hafa indray raha toa ka hoe nomeny hasina ny mponina fa tsy noterena na nanaovana toeran-tsy zaka.

Lasa lavitra be ny resaka raha tohizana amin'io lafiny io fa raha ny tianao hahatongavana dia ny manome tsiny ireo olona nanao fahadisoana ao anatin'ny eglizy. Ka raha izay no vontoatin'ny hafatra tianao ambara dia tsy mampandroso amiko.
23. rhaj0 ( 30/05/2017 10:45)
rhaj0:
Eritrereto tsara fa:
- t@ 1972 ohatra, raha ni-grève ny gasy, dia ireto olona ireto kosa, aty Kanada, dia mbola niharan'ilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent".
- t@ 1990, raha nitrifana teny Iavoloha ny gasy, dia mbola nisy ny sekoly, aty Kanada, sekoly protestanta sy katolika, mbola manao ilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent".

Miharena:
Raha ny fahalalako izay tsotra dia tsotra dia nanao conquete de eoropeana tany Kanada tamin'io vanim-potoana io.

Efa io mazavabe io fa
- t@ 1960, 1970, 1980, 1990, izay ilay "vanim-potoana", no nahavanon-doz nanao ity "Fampianarana mivavaka forcé ary violent" ITY ny Fiangonana Protestanta sy ny Leglizy Katolika
- vao omaly ny PM Kanadiana no nanasa (inviter) ny Papa ny MBA hifona/hiala-tsiny fa nahavanon-doza ny Leglizy, ary t@ 1990 izy mbola nanao.

Dia asa loatra ho'a toatoa ny ahoana ny famakian-dry Miharena resaka eto. Efa resaka mahitsy sy mivantana io. Fa dia asa fotsiny ny famakiany Baiboly (feno resaka miolakolaka) ao raha izany.

24. Miharena ( 30/05/2017 17:54)

Efa fantatra anie fa misy ireo izay manosika ny hafa hivavaka amin'ny fomba izay fantany fa mety e!

Tsisy idiran'ny Baiboly ilay izy fa fomba fanao nataon'ny Leglizy sasantsasany tany amin'ny faritra nisiany avy.

Ka ny manahirana eto dia hoe ilay mpikambana manao tsy mety ve sa ny Mpitarika no tokony hiala tsiny raha nisy zavatra anterisetra nataony tamin'ny mpiara-belona aminy?
25. rhaj0 ( 30/05/2017 18:32)
Miharena:
Ka ny manahirana eto dia hoe ilay mpikambana manao tsy mety ve sa ny Mpitarika no tokony hiala tsiny raha nisy zavatra anterisetra nataony tamin'ny mpiara-belona aminy?

Eritrereto ohatra hoe, nanolana ny mpanao baolina ny mpanazatra tamina Oniversitia iray. Voahenjika h@ prezidan'ilay Oniversitia. Fa maninona hoy ianao?
26. Miharena ( 30/05/2017 18:41)

Satria tsy mijery tsara ilay mpanenjika hoe ilay iray iny anie no nanao ratsy fa tsy Oniversite!

Ny mpanao safobemantsina eto amin'ity fiainana ity dia betsaka ka sao dia anisany ianao rhaj0!
27. rhaj0 ( 30/05/2017 19:54)
Ka izao azany ilay izy eee...

Rahefa misy olana, ohatra io mpanazatra nanolana ankizy io, dia zohina lalina
1- ny rafitra (institution) sy ny fifampitondrana (procedure, reglementation etsetra...) manodidina ny zafera tao.
2- ny tompon'andraikitra, manager h@ CEO sy prezida ao, raha nametraka tsara ny rafitra sy fifampitondrana tao, ary nampanaja izany.

izany no atao, dia ny mba tsy iverenan'ny olana, na ny fanolanana eto izany.

Izay no tsy takatrao @ ity fiainana ity ry Miharena. Asa ve hoe, ao Dago ianao.. nefa toa misy dia misy ny gasy ao Dago mahatakatra tsara ilay izy. Raha ny fahatakarako azy, dia ... tsy takatrao ilay resaka, satria ianao "mihidy ao amina box-kely", dia ny finoanao (kristiana); ny reference-nao dia Baiboly, tantara-angano t@ 2000 na 3000 taona lasa. Efa périmé... nefa dia mihiboka sy mihevoka ao foana ianao.

Dia eritrereto tsara indray anie ee...
- maninona ilay Prezidan'Oniversitia voahenjika, nefa ilay mpanazatra no nanolana,
- ary maninona ohatra i Fransisy tsy voahenjika, nefa efa malaza eran-tany fa misy betsaka pretra (sasany) nanolana ankizy koa???
28. MIharena ( 30/05/2017 19:56)

Fomban'olombelona mety diso daholo no anaovanao referansy! Mahagaga ilay fizirizirianao amin'izany hevi-diso izany an!
29. rhaj0 ( 30/05/2017 20:08)
Lazaiko @ fomba mivantana indray azan yeee...

RAha misy olana ny mpanaraka ny Fivavahana Kristiana, koa na ianao ao aza moa dia efa mahatsapa tsara fa tena betsaka mihintsy ny Kristiana mivaralila, dia
--- zohio lalina ny institution sy izay fifampitondrana ao, fa tsy izay raviravin'olona no tondrontondroina.
--- ary zohio lalina akoriny aza ilay soatoavina na hevitra fototra (dia ilay Finoana)..

Any ny olana ry Miharena aa...

Fa io moa, dia "nampinoana" ianao Miharena (Kristiana) fa ...
(eritrereto tsara ao k'lou hoe inona no "nampinoana" anao ao ry Miharena, fa tsy ho vitako ny hamahana anao resaka lava eto)
30. MIharena ( 30/05/2017 20:21)

Ny olanao anie rhaj0 dia tsy mahalala afa-tsy ny mibirioka fa ts ymijery ny marina sy madio ary mahitsy amin'izany finoana izany akory e!

Mila mianatra ianao aloha ny atao hoe ara-panahy izay vao tokony hiresaka finoana fatsy hilza atsanga tsy aman'orana izay foto-pisainan'ny olona te-hanohitra lalandava akory.

Raiso an-tsaina hoe aiza no erana misy anao tsy mino io? Mba tantarao ahy hoe?
31. endriny ( 31/05/2017 03:42)

rhaj0:

@ izao isika miteny izao, dia ao Vatican ny PM kanadiana, manasa (inviter) an'i Fransoa ny hifona/hiala tsiny @ Amerindiana ny @ (tsy) nataon'ny Leglizy manoloana ity "Fampianarana mivavaka forcé ary violent" nataon'ny pretra/mamera/masera t@ Amerindiana izay 50 taona farany lasa izay.

Fa teto Madagasikara ihany koa ange nisy toa izany tamin'ny taon-jato faha 17 sy faha 18 e. Ny mpanjaka Sakalava, Mahafaly, Antandroy, Antanosy, Anatakarana, ary Vezo dia noterena handefa ny zanany iray avy mba hampianarina mivavaka tany Fantsa sy Angletera ary Portigaly. Izay mpanjaka tsy nanaiky an'ireo dia notafihina ny fiankaviany ary nalaina an-keriny ka naondrana tany Angletera, Frantsa ary Portigaly ny zanaka anakiray.

Izay Tanana tsy nety nivavaka dia nangalarina ny ombiny ary nasaina novoin'ny miaramila (Ny frantsay indrindra indrindra no nanao an'ity) ireo lohandohany manohitra ny fivavahana Kristianina. Ingahy Flacourt ohatra dia nahavita nanapaka ny lohan'ny Mpanjaka Antanosy tamin'ny sabatra mihintsy noho ity Mpanjaka tao Anosy ity tsy nanaiky nivadika Katolika, ka nanohitra ny miaramilan'i Flacourt tamin'ny fanerena nataony.

Faly ery I Flacourt fa izy mihintsy no nanapaka ny lohan'ilay mpanjaka
32. rhaj0 ( 31/05/2017 11:06)
Dia tsy hita ihodivirana io, fa dia "guerre de religion" fangolika giravy toa izany vao tafita ny Kristianisma ee...

Fa ny an'ny gasy izany io ilay "taloha" fony fanjanahan-tany. Fa ny an'ny Amerindiana, dia zava-nitranga t@ 1960, 1970, 1980, 1990. Efa nilamina ny tany aty Kanada, efa demokrasia be. Fa tena mbola mahay mamely iilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent" ny Fiangonana sy Leglizy.

Ity ny sary malaza izao... Jereo tsara.. Dia apetraho anie ny kaomaniteranareo ee .. :-)

PM Trudeau: eo letsy Bainina, fa mba 'ndana mifona aaa...
Pope Francis: ny onjy enjehina fa ... 'za ho'a tsy hifona aaa....

33. Miharena ( 01/06/2017 06:45)
Tsy azo lavina ny fisian'ny fanatisma religieux toy ny misy eo amin'ny Silamo izay te-hametraka ny azy koa.

Fa izany tsy nidika fa MALOTO ny FIVAVAHANA.

RAHA HENDRY DIA TSY MITADY FIFONANA AMIN'NY HAFA FA MITADY FIHAVANANA SATRIA SAMY OLOMBELONA
34. endriny ( 01/06/2017 12:45)

Miharena:

RAHA HENDRY DIA TSY MITADY FIFONANA AMIN'NY HAFA FA MITADY FIHAVANANA SATRIA SAMY OLOMBELONA

Hoy ingahy Jesosy hoe: "Mandehana aloha mifona sy mihavana amin'ny havanao vao mandeha migogogogo aty anaty Sinagaoga"

Fa asa raha mety ny hoe : RAHA HENDRY DIA TSY MITADY FIFONANA AMIN'NY HAFA FA MITADY FIHAVANANA.

1) Ahoana moa no handrindrana ny fihavanana kanefa misy lonilony mbola tsy levona? Ohatran'ny tafo indray izany no namboarina alohan'ny fototra.
35. endriny ( 01/06/2017 12:53)

rhaj0:

Dia tsy hita ihodivirana io, fa dia "guerre de religion" fangolika giravy toa izany vao tafita ny Kristianisma ee...

Fa ny an'ny gasy izany io ilay "taloha" fony fanjanahan-tany. Fa ny an'ny Amerindiana, dia zava-nitranga t@ 1960, 1970, 1980, 1990. Efa nilamina ny tany aty Kanada, efa demokrasia be. Fa tena mbola mahay mamely iilay "Fampianarana mivavaka forcé ary violent" ny Fiangonana sy Leglizy.

Ny ahy moa izany ilay teto Madagasikara no fantako fa aza fady eh.

Ampiako kely fotsiny hoe, talohan'ny 1956 dia tsy maintsy ary noterena nianatra tamin'ny fianaran'ny misiona ny zaza Malagasy:

1) mba hanasana azy ho kristianina;

2) mba ahafahana nitsikilo Ray aman-dRenin'iza avy no manohitra ny fanjakana frantsay.

Fa ny zana-bazaha sy ireo mpiaradia mahafatra-po taminy ihany no nianatra tamin'ny sekolim-panjakana: Augagner, Jules Ferry...
36. rhaj0 ( 01/06/2017 13:07)
Dia hono ho'a tokoany, @ ireny sekoly misiona na katolika na protestanta ireny, mba toatoa ny ahoana ny "fampianarana mivavaka" tao??
37. endriny ( 01/06/2017 13:39)
Samy nanana ny fombany aloha ny Sekoly saingy ireto no fitsipika sy fombafomba narahina:

1) Fanofanana ny ankizy rehetra tsy maintsy ho vita batemy, batisa alohan'ny paska voalohan'ny nidirana nianatra

2) Misy ny vavaka isa-maraina vao miditra sy andeha hody

3) Misy ny fivavahana itambarana in-1 isan-kerinandro

4) Misy kahie tsy maintsy asiana fitomboky ny fiangonana isaky ny alahady ary tsy maintsy aseho ny mpampianatra isaky ny vao miditra ny Alatsinainy

5) Tsy maintsy manaja ny didy-10 indrindra ilay hoe "Aza mandainga". Fa izay mandainga dia saziana mandohalika eo an-tokotanim-pianarana mandritry ny ora maromaro sy voakapoka.
38. rhaj0 ( 01/06/2017 13:59)
ka ilay 2) sy 3) izany toa ny nanjo ny Amerindiana taty ee..
"they made us pray from morning until night, (..) and then prayed again before supper, prayed again before bedtime. I was always kneeling down and I developed calluses on my knees."

ka nisy kitro koa ve ny lohalikareo tao? :-)

Fa "inona" izany "vavaka" atao lava ao izany?? Satria ange izany mbola zaza ireo, ka dia tena mbola "tsianjerimaimbo" ny afaka lazainy, fa tsy hoe, toa ny "dissertation" ka misy lojikany na firafitra kely.

Dia inona ilay "tsianjerimaimbo" averimberina marain-tsy-hariva ao??
Ngo dia toa an-dry Amerindiana, ka nasesika tao izao Masina masina tsy fantatra rehetra izao??

"we went, we’d, we’d, we’d practise every Saints Day, every like, St. Thomas, St. Michael,
St. Francis of Assisi, St. Christopher, St. Mary, St. Bernadette, St. everything; everything.
"

39. Miharena ( 02/06/2017 03:59)

endriny:

Miharena:

RAHA HENDRY DIA TSY MITADY FIFONANA AMIN'NY HAFA FA MITADY FIHAVANANA SATRIA SAMY OLOMBELONA

Hoy ingahy Jesosy hoe: "Mandehana aloha mifona sy mihavana amin'ny havanao vao mandeha migogogogo aty anaty Sinagaoga"

Fa asa raha mety ny hoe : RAHA HENDRY DIA TSY MITADY FIFONANA AMIN'NY HAFA FA MITADY FIHAVANANA.

1) Ahoana moa no handrindrana ny fihavanana kanefa misy lonilony mbola tsy levona? Ohatran'ny tafo indray izany no namboarina alohan'ny fototra.

Raha ny endrika aseho amin'ilay sary anie izao dia hoe mahatsiaro mangirifiry izany ilay mponin'ny firenena iray satria nisy zavatra nataon'ny fiangonana tamin'izy ireo e!

Dia atao kolontsaina ilay hoe tsy mahazoazo an'ireo izahay fa nataony an'izao tamin'izany. Tsy jereny ny ankehitriny hoe mbola manao izany ve ilay antokom-piangonana?

Raha hendry ny Filoha dia manambara amin'ny mponina hoe isika dia tsy tokony hijery any afara intsony fa manatsara ny ankehitriny hibanjinana ny ho avy mamiratra.

Rehefa mahay toy izay daholo dia mahay mihavana.
40. endriny ( 02/06/2017 05:14)
Ka maninona ianao no mbola mino baiboly sy tantara t@ 2000 taona lasa? Tsy hendry ianao izany?

Aza fohy fijery re rey olona a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1772