MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)

121. RBNIR ( 28/05/2017 07:06)
MINDAOZY:

RBNIR:

Ilay Anarana entinao hoy aho "TSY ORIGINELLE" satria 1 dikan-teny amin'ny teny latina ny baiboly nangalan'ingahy samuelson edward azy, 2 rehefa manao recherche dia efa forme aBrégé ilay hoe YAH fa tsy originelle intsony...
Raha ekena (raha ekena) hoy aho fa Anarana originelle no tena takiany dia mbola diso ihany koa izany ny anao RA TAN....

Tsy nahasahy namaly ENY na TSIA i RBNIR.

Mahavaly azy tsara io mindaozy a! raha ekena (averiko ihany hoe raha ekena) fa Anarana 1 ihany marina no eken'Andriamanitra, dia na dia ny anao koa aza izany dia mba diso ihany.....(satria efa tsy originelle intsony ilay Anarana hitan'ingahy samuelson edward tany amin'ny la sainte bible de la vulgate)....
122. MINDAOZY ( 29/05/2017 02:57)
RBNIR:

Mahavaly azy tsara io mindaozy a! raha ekena (averiko ihany hoe raha ekena) fa Anarana 1 ihany marina no eken'Andriamanitra, dia na dia ny anao koa aza izany dia mba diso ihany.....(satria efa tsy originelle intsony ilay Anarana hitan'ingahy samuelson edward tany amin'ny la sainte bible de la vulgate)....

Ny fanontaniana dia hoe: EKENAO VE NY ASA,4:12???

ENY na TSIA fotsiny dia vita.

Fa RBNIR miolankolana be; tsy sahy miteny ENY na TSIA.

Mazava fa avy @ ilay ratsy izy.
Amin'i RBNIR izay dia diso koa ny MAT,5:37 rehefa jerena izao fomba famaliny izao.

Ankehitriny izany dia lavin'ireto mpanaradia ny a/try ny grika daol ny soratra masina (fa ry zareo tsy mahasahy manda direct, fa @ fomba ankolaka tahak'io ataon'i RBNIR io).

Ny tany sy ny lanitra ho levona, fa ny tenin'i YAHOSHUAH tsy ho levona mandrakizay; fa ianareo miezaka manafoana ny soratra masina ireo no holevonin'i YAHOSHUAH @ fofon'ain'ny vavany(2TES 2:8,9)
123. RBNIR ( 29/05/2017 05:10)
« Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy*.[*Na amin'ilay ratsy] » (Matio 5:37)

Inona marina no tian'io teny io lazaina?

Rehefa miteny hoe Eny dia tokony ho .....Eny hatramin'ny farany fa tsy miovaova...

Rehefa miteny hoe TSIA dia tokony ho....TSIA hatramin'ny farany fa tsy miovaova

« Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto, » (1 Timoty 3:8)
124. Miharena ( 29/05/2017 05:11)

RA TAN:

Miharena:
Nefa ny Baiboly vakiany aza dia izay namparitaky ny Romana ihany. Rehefa mamaky Baiboly izy dia ovainy fotsiny ilay Anarana voasoratra ao.

RA TAN:
Tsy ny baiboly no diso, fa ilay anarana napetraky ny mpandika ao no diso. Ary izahay mahalala ny marina dia ny marina no tononinay rehefa mahita an'ilay diso izahay.

Miharena:
nefa efa hatrizay no efa fantatra fa Jesosy=Yahoshuah amin'ny Jiosy.

RA TAN:
Eritreritrao manokana izany, fa tsy marina.
Jesosy a/try ny grika mpiaramiasa @ devoly, fa Yahoshuah kosa ilay A/tra mpamonjy. Ka ahoana no hampitovy an'izany?
Aza ampitovianao @ devoly A/tra.

Miharena:
Dia tonga koa i Samuelson Ewrd fa nahazo koa dia mandrava ny Didy Folo izay Jehovah/Yah no nampanoratra azy.

RA TAN:
YAH no nanao ny zv-drhtr, fa tsy Jehovah.
Fa iza kay no ambony ianao sa ny didy folo? Fa samy asan'ny tanany ireo. Fa ianao aza rhf maditra atsipiny any @ helo, ka maninn koa moa ra nopotehany ny didy folo rehf tss ilaivana azy

Tsy dia hiady hevitra amin'ny fomba fanao izay efa raiki-tampisaka amin'ny adeptes aho aloha eto fa rehefa mandre ny toriteny dia tsisy fampianarana mazava afa-tsy izao didiy folo sy famerenana anarana izao ary izao ET izao ihany ao aminareo mpiara-dia amin'i Samuelson Edward.

Tsara raha mampianatra finoana ianareo mpanara-dia dia mba tene velabelaro tsara avokoa ilay izy fa tsy memrina izay efa voambaran'ny Baiboly ary.

Ny fanontaniana tiana valianaereo dia ireto:

1) moa ve azonareo ambara fa JESOSY voalaza niseho tamin'ny olona maro taranaka nifandimby na tany andafin-dranomasina na teto an-toerana dia TSY IZY?

2) moa ve Yahoshua, amin'io anarana io, izay averina ihany fa fomba fanonan'ny Jiosy AZY, efa niseho toy izany koa ary azonareo ambara mivantana ny fampianaraNY?

Raha izay voalaza ao anaty Baiboly ihany, tss vaovao fa efa AZY hatrizay fa mba omeo izay fijoroana vavolombelona avy aminareo ary.
125. stahtam ( 29/05/2017 05:17)
Ho an-dRA TAN:
"JAONA,1:1 Tamin'ny voalohany ny Teny(YAHOSHUAH)...3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary rehetra izao.
YAHOSHUAH no naharin'A/tra Ray(YAH) ny zavatra rehetra.
Izany hoe: YAHOSHUAH no fitaovana nampiasain'A/tra Ray nanamboatra ny zavatra rehetra.

Valiny: "Hoy Herilanto777: YAHOSHUAH no NAHARY (NAHARY, NAHARY) ny lanitra sy ny tany" : Izy izany no acteur, Izy izany no mpanao ilay asa.
"Hoy RA TAN: YAHOSHUAH no FITAOVANA (FITAOVANA, FITAOVANA) naharian'A/tra Ray (YAH) ny zavatra rehetra. Eto izany dia YAH (ilay Ray) no acteur, Izy izany no mpanao ilay asa. Yahoshuah izany dia sady ACTEUR no FITAOVANA; Izany hoe ilay mpanao sary sokitra ihany izany no burin.
Hoy stahtam: " Olo-sagnagna"
126. RA TAN ( 30/05/2017 13:12)

Miharena:
fa rehefa mandre ny toriteny dia tsisy fampianarana mazava afa-tsy izao didiy folo sy famerenana anarana izao ary izao ET izao ihany ao aminareo mpiara-dia amin'i Samuelson Edward.

Tsara raha mampianatra finoana ianareo mpanara-dia dia mba tene velabelaro tsara avokoa ilay izy fa tsy memrina izay efa voambaran'ny Baiboly ary.

RA TAN:
Tenin'A/tra no ao @ BAIBOLY dia tsy azo ialana, raha te hiaraka @ ilay A/tra tena marina ianao.
1°Ny mahafantatra an'A/tra no fiainana mandrakizay (JAONA,17:3); tsy maintsy mahafantatra ny ANARAN'A/tra izay te hanana fiainana mandrakizay.
2°Ny FAMPIANARANA no ahafantarana fa manana an'A/tra ny olona (2JAONA,9); ary ny Fampianarana nentin'i YAHOSHUAH sy ireo mpianany dia tsy inona fa ilay hoe "RAVA NY DIDY FOLO", fa raha tsy rava iny tsy tafapetraka ilay "lalàna vaovao" ahafahana miaraka @ A/tra.

Ireo no tena fototra lehibe mikasika ny momba an'A/tra, fa rehefa fantatrao sy ekenao ireo dia mandeha hoazy ny zavatra madinidinika hafa rehetra.

3°Ny ET(extraterrestre) no DEVOLY fahavalo dia tsy maintsy potsipotsirina ny asaratsiny sy izay ataony.

Raha misy tsy mazava dia rehefa misy fidirana mivantana @ telephon ao @ HFF RADIO dia midira dia apetraho ny fanontanianao (tel: 0202468932 )

Miharena:
moa ve azonareo ambara fa JESOSY voalaza niseho tamin'ny olona maro taranaka nifandimby na tany andafin-dranomasina na teto an-toerana dia TSY IZY?

RA TAN:
Tsy ilay zanak'A/tra iny, fa i YAHOSHUAH izao ambara aminao izao no Izy.

Miharena:
moa ve Yahoshua, amin'io anarana io, izay averina ihany fa fomba fanonan'ny Jiosy AZY, efa niseho toy izany koa ary azonareo ambara mivantana ny fampianaraNY?

RA TAN:
YAHOSHUAH tsy misehoseho fahatany izany, fa ampy ny teny rehetra izay nambarany sy izay nampilazany ny mpianany. Fa ankehitriny Izy vao miseho @ alalan'ny fahatanterahan'ny tenin'ny mpaminany Israeliana.
Ny fampianarany dia MANDRAVA DIDY FOLO (ary izay no nataon'ny jiosy motif ny namonoana Azy; satria tena tsy nitandrina didy folo Izy: niasa t@ sabata, nampibata entana t@ sabata, niteny hoe mankahalà ny ray sy reninao, ...). Ny apostoly Paoly moa dia tena niteny mahitsy be hoe "nofoanany ny didy folo(EFES,2:15), ary tafasaraka aminy izay mitandrina didy folo(GAL,5:4). Ary ireo apostoly rehetra dia niara-nanaiky fa tsy tsy tandremana intsony ny didy folo, fa mpaka fanahy an'A/tra izay mbola mampitandrina an'iny(ASA,15)

Miharena:
Raha izay voalaza ao anaty Baiboly ihany, tss vaovao fa efa AZY hatrizay fa mba omeo izay fijoroana vavolombelona avy aminareo ary.

RA TAN:
Fijorona vavolombelona:
TANTERAKA ETO @ NOSY M/CAR NY "ISAIA,42:1-6": mivoaka eto M/car ilay FITSIPIKA hoan'ny jentilisa.
TANTERAKA ETO @ NOSY M/CAR ILAY "ISAIA,52:6 koa ny oloko dia hahalala ny Anarako; eny, amin'izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho"
Tsy ny Malagasy no nitady Azy, fa Izy A/tra mihintsy no manatona sy miseho eto, ary IZAO ISEHOANY SY MAHAFANTATRA NY ANARANY IZAO NO ATAO HOE OLONY.
Fa ny Israeliana dia fahavalon'A/tra raha ny @ filazantsara(ROM,11:28); tonga tao Israel Izy 2000 taona lasa izay, fa nolavin'ny jiosy. Ny jiosy mihintsy aza no namono Azy sy ny mpianany; tsy vitan'izany fa namotika ny fampianarany sy ny Anarany koa(ASA,4:17,18 1TES,2:14-16)
127. endriny ( 30/05/2017 13:22)

RA TAN:

RA TAN:
Tenin'A/tra no ao @ BAIBOLY dia tsy azo ialana, raha te hiaraka @ ilay A/tra tena marina ianao.
1°Ny mahafantatra an'A/tra no fiainana mandrakizay (JAONA,17:3);
2°Ny FAMPIANARANA no ahafantarana fa manana an'A/tra ny olona (2JAONA,9);
3°Ny ET(extraterrestre) no DEVOLY

Mampivanitika ianao namana. Fa iza io JAONA io? Angaha tsy manana ny tena anarany io olona io no ovainao ho JAONA?

JAONA be ilay polisy miandry lalana etsy amin'ny 67 androany atoandro

RA TAN:
RA TAN:
Fijorona vavolombelona:
"ISAIA,42:1-6": TANTERAKA ETO @ NOSY M/CAR ILAY "ISAIA,52:6 "

Ary iza koa ity ISAIA ISAIA anao ity, tsy misy an'izany anarana izany mihintsy amin'ny famonjena ataon'ny mesia
128. RA TAN ( 30/05/2017 14:11)
endriny:

Mampivanitika ianao namana. Fa iza io JAONA io? Angaha tsy manana ny tena anarany io olona io no ovainao ho JAONA?

JAONA be ilay polisy miandry lalana etsy amin'ny 67 androany atoandro

Ary iza koa ity ISAIA ISAIA anao ity, tsy misy an'izany anarana izany mihintsy amin'ny famonjena ataon'ny mesia

Tena mihatra aminao ity teny ity:

2PETERA,2:12 Fa ireo kosa dia miteny ratsy ny zavatra tsy fantany akory; tahaka ny biby tsy manantsaina fa zava-manan'aina fotsiny ihany; izay teraka ho fisambotra sy famono, dia haringana tokoa izy nohon'ny fahalotoany

-Biby tsy manantsaina ianao hoy ny soratra masina
-Teraka ho fisambotra sy famono ianao
-Haringana ianao
-Maloto ianao

Tena ratsy be izany a!

Fa aleo valina ihany ny adala, sao hilaza ny tenany ho hendry izy.

Tsy izahay no nanova ny anarana ho JAONA, ho ISAIA, .... fa izay nandika an'ireny baiboly ireny.
Raha ny tena izy tokoa dia tsy misy azo ovaina ny anaran'olona(nom propre) rehetra, kanefa ny zava-misy dia rehefa nandika ny baiboly izay nandika ny baiboly dia novainy daholo koa ny anaran'olona rehetra tao.
Fa izahay tsy miraharaha an'izany na niova na tsy niova ny anaran'i JAONA sy ISAIA sns, fa TSY ANARANA AHAZOANA FAMONJENA IRENY dia tsy andaninay ron-doha, fa NY ANARAN'I YAHOSHUAH IRERY NO AHAZOANA FAMONJENA dia tena sarotiny izahay @ izany.
Ra vao ovainareo ho JESOSY JESUS JUZAS ZEZO ZEUS ny anaran'i YAHOSHUAH dia tena tsy ekenay hatr@ farany mihintsy;
ary mijoro hatr@ farany izahay miaro an'izany anarana izany
129. endriny ( 30/05/2017 14:16)

RA TAN:

endriny:

Mampivanitika ianao namana. Fa iza io JAONA io? Angaha tsy manana ny tena anarany io olona io no ovainao ho JAONA?

JAONA be ilay polisy miandry lalana etsy amin'ny 67 androany atoandro

Ary iza koa ity ISAIA ISAIA anao ity, tsy misy an'izany anarana izany mihintsy amin'ny famonjena ataon'ny mesia

Tena mihatra aminao ity teny ity:

2PETERA,2:12 Fa ireo kosa dia miteny ratsy ny zavatra tsy fantany akory; tahaka ny biby tsy manantsaina fa zava-manan'aina fotsiny ihany; izay teraka ho fisambotra sy famono, dia haringana tokoa izy nohon'ny fahalotoany

Iza koa ity Petera lazainao ity avy amin'ny verbe Peter ve io?
130. Miharena ( 30/05/2017 17:46)

RA TAN:

Miharena:
fa rehefa mandre ny toriteny dia tsisy fampianarana mazava afa-tsy izao didiy folo sy famerenana anarana izao ary izao ET izao ihany ao aminareo mpiara-dia amin'i Samuelson Edward.

Tsara raha mampianatra finoana ianareo mpanara-dia dia mba tene velabelaro tsara avokoa ilay izy fa tsy memrina izay efa voambaran'ny Baiboly ary.

RA TAN:
Tenin'A/tra no ao @ BAIBOLY dia tsy azo ialana, raha te hiaraka @ ilay A/tra tena marina ianao.
1°Ny mahafantatra an'A/tra no fiainana mandrakizay (JAONA,17:3); tsy maintsy mahafantatra ny ANARAN'A/tra izay te hanana fiainana mandrakizay.
2°Ny FAMPIANARANA no ahafantarana fa manana an'A/tra ny olona (2JAONA,9); ary ny Fampianarana nentin'i YAHOSHUAH sy ireo mpianany dia tsy inona fa ilay hoe "RAVA NY DIDY FOLO", fa raha tsy rava iny tsy tafapetraka ilay "lalàna vaovao" ahafahana miaraka @ A/tra.

Ireo no tena fototra lehibe mikasika ny momba an'A/tra, fa rehefa fantatrao sy ekenao ireo dia mandeha hoazy ny zavatra madinidinika hafa rehetra.

3°Ny ET(extraterrestre) no DEVOLY fahavalo dia tsy maintsy potsipotsirina ny asaratsiny sy izay ataony.

Raha misy tsy mazava dia rehefa misy fidirana mivantana @ telephon ao @ HFF RADIO dia midira dia apetraho ny fanontanianao (tel: 0202468932 )

Miharena:
moa ve azonareo ambara fa JESOSY voalaza niseho tamin'ny olona maro taranaka nifandimby na tany andafin-dranomasina na teto an-toerana dia TSY IZY?

RA TAN:
Tsy ilay zanak'A/tra iny, fa i YAHOSHUAH izao ambara aminao izao no Izy.

Miharena:
moa ve Yahoshua, amin'io anarana io, izay averina ihany fa fomba fanonan'ny Jiosy AZY, efa niseho toy izany koa ary azonareo ambara mivantana ny fampianaraNY?

RA TAN:
YAHOSHUAH tsy misehoseho fahatany izany, fa ampy ny teny rehetra izay nambarany sy izay nampilazany ny mpianany. Fa ankehitriny Izy vao miseho @ alalan'ny fahatanterahan'ny tenin'ny mpaminany Israeliana.
Ny fampianarany dia MANDRAVA DIDY FOLO (ary izay no nataon'ny jiosy motif ny namonoana Azy; satria tena tsy nitandrina didy folo Izy: niasa t@ sabata, nampibata entana t@ sabata, niteny hoe mankahalà ny ray sy reninao, ...). Ny apostoly Paoly moa dia tena niteny mahitsy be hoe "nofoanany ny didy folo(EFES,2:15), ary tafasaraka aminy izay mitandrina didy folo(GAL,5:4). Ary ireo apostoly rehetra dia niara-nanaiky fa tsy tsy tandremana intsony ny didy folo, fa mpaka fanahy an'A/tra izay mbola mampitandrina an'iny(ASA,15)

Miharena:
Raha izay voalaza ao anaty Baiboly ihany, tss vaovao fa efa AZY hatrizay fa mba omeo izay fijoroana vavolombelona avy aminareo ary.

RA TAN:
Fijorona vavolombelona:
TANTERAKA ETO @ NOSY M/CAR NY "ISAIA,42:1-6": mivoaka eto M/car ilay FITSIPIKA hoan'ny jentilisa.
TANTERAKA ETO @ NOSY M/CAR ILAY "ISAIA,52:6 koa ny oloko dia hahalala ny Anarako; eny, amin'izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho"
Tsy ny Malagasy no nitady Azy, fa Izy A/tra mihintsy no manatona sy miseho eto, ary IZAO ISEHOANY SY MAHAFANTATRA NY ANARANY IZAO NO ATAO HOE OLONY.
Fa ny Israeliana dia fahavalon'A/tra raha ny @ filazantsara(ROM,11:28); tonga tao Israel Izy 2000 taona lasa izay, fa nolavin'ny jiosy. Ny jiosy mihintsy aza no namono Azy sy ny mpianany; tsy vitan'izany fa namotika ny fampianarany sy ny Anarany koa(ASA,4:17,18 1TES,2:14-16)

Raha izany finoanao izany anie RA TAN, mitovy ihany isika e! fa ny ANARANY tsy io Yahoshuah io ihany no entiNY miseho amin'ny Malagasy.

Aiza ho aiza ohatra ianao amin'ny fiteny tsy fantatra ifampiresahana amin'Andriamanitra RAY?
131. RA TAN ( 31/05/2017 14:38)
Miharena:

Raha izany finoanao izany anie RA TAN, mitovy ihany isika e! fa ny ANARANY tsy io Yahoshuah io ihany no entiNY miseho amin'ny Malagasy.

Aiza ho aiza ohatra ianao amin'ny fiteny tsy fantatra ifampiresahana amin'Andriamanitra RAY?

Ianareo mandika lalàna (ovainareo anaran-demony ny anaran'i YAHOSHUAH), izaho kosa manara-dalàna(manaiky ny ASA,4:12).
Tsy mitovy aminareo izany aho, fa raha te hitovy aminay ianao dia araho ny lalàna dia ndao hiaraka aminay
132. RBNIR ( 31/05/2017 14:50)
RA TAN:

Ianareo mandika lalàna (ovainareo anaran-demony ny anaran'i YAHOSHUAH), izaho kosa manara-dalàna(manaiky ny ASA,4:12).
Tsy mitovy aminareo izany aho, fa raha te hitovy aminay ianao dia araho ny lalàna dia ndao hiaraka aminay

Efa manomboka mandray fahamarinana ange ianareo izany RA TAN e! efa manomboka manaiky fa tsy azo dikana ny lalàna......

Izay koa no tena tanjon'ny fampianarana eto e!! Hanitsy ny diso rehetra ho an'ireo rehetra manaiky hahitsy (2 Tim.3:16)
133. RA TAN ( 01/06/2017 03:41)
RBNIR:

Efa manomboka mandray fahamarinana ange ianareo izany RA TAN e! efa manomboka manaiky fa tsy azo dikana ny lalàna......

Izay koa no tena tanjon'ny fampianarana eto e!! Hanitsy ny diso rehetra ho an'ireo rehetra manaiky hahitsy (2 Tim.3:16)

HEBREO,7:12 Fa raha miova ny fisoronana dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.

Isika samy mahalala fa niova YAHOSHUAH indray no natao sorona fa tsy omby sy osy intsony; ary indray mandeha monja fa tsy isantaona intsony. Dikan'izany niova ny fisoronana.
=> Tsy maintsy novana koa ny lalàna: Tsy ilay lalàn'i moshè intsony io lalàna noteneniko io, fa lalàna vaovao aty @ fanekena vaovao: didy vaovao(JAONA,12:49,50 IKOR,14:35).
Ny "ASA,4:12" sy ny "EFES,2:15" io lalàna arahiko io.

Fa i RBNIR minia mikipy tsy te hahalala lalàna afa tsy ny lalàn'i moshè: tsy mahalala didy afa tsy didy folo: tsy mahalala biby afa tsy saka
134. RBNIR ( 01/06/2017 04:55)
RA TAN:

Ny "ASA,4:12"

Diso ianareo hoy aho satria ny Anarana entinareo dia tsy originelle (raha ohatra ka ekena fa mitaky Anarana tokana marina Izy...
135. RBNIR ( 01/06/2017 04:59)
« fa tao amin'ny nofony no nandravany ny fandrafiana, dia ny lalàna nisy didy natao hotandremana, mba hanakambanany antsika roa tonta ao amin'ny tenany ho olom-baovao iray, ka hanaovany fihavanana, » (Efesiana 2:15)

Ilay soratanan'ny didy ivelan'ny tenan'ny olona no novonoina (ilay soratanana fa tsy ilay didy amin'ny maha didy azy....

« ary novonoiny ny sora-tànan'ny didy izay niampanga antsika; dia nesoriny tsy ho eo mihitsy izany ka nohomboany tamin'ny hazo fijaliana, » (Kolosiana 2:14)

Vakio tsara fa izao no voasoratra novonoiny ny sora-tànan'ny didy (fa tsy hoe novonoiny ny didy....) Efa nazavaiko fa ilay didy dia natao ao anaty ary nosoratana ao am-po (heb.8:10) amin'izay tsy ilaina intsony ny miteny hoe Aza manao an'ity na aza manao an'iry satria efa lasa fiainanan'ilay olona ilay didy.....
136. Miharena ( 01/06/2017 05:13)

MAZAVA TSARA

Mila vakiana tsara ny Baiboly fa tsy safosafoina hanamarinana firehana.

EFA MAZAVA NY TENY AO
137. RA TAN ( 01/06/2017 05:25)

RBNIR:

Ny "ASA,4:12"

Diso ianareo hoy aho satria ny Anarana entinareo dia tsy originelle (raha ohatra ka ekena fa mitaky Anarana tokana marina Izy...

POROFOY eto ary izay mba maha marina an'ilay JESOSY-nao e!

- Anarana jiosy ve io??? (JAONA,4:22)
- Anarana tokana tsy miovaova mihintsy ve io? (ASA,4:12)
- Misy anaran'A/tra Ray ve amin'io? (JAONA,17:11)

Alefaso ary ny fanaporofonao. Fa ra vao tsy mahavita manaporofo eo ianao dia tadidio fa mandà an'ireo versets ireo ianao, dia mandà ny tenin'A/tra ianao.
138. RBNIR ( 01/06/2017 05:59)
RA TAN:

POROFOY eto ary izay mba maha marina an'ilay JESOSY-nao e!

Efa naverimberiko fa tsy izaho tsy manisy olona ny Anarana rehetra , noho izany tsy anjarako no mitondra porofo....

Satria izaho tsy manakiana an'iza na iza aho raha resaka Anarana ..

Ny kianiko fotsiny dia ny filazana fa hoe originelle ilay Anarana nefa tsy izy...sy ny hoe avy any an-danitra nefa tsy avy any akory......
139. RBNIR ( 01/06/2017 06:00)
Mahafinaritra Miharena,

Aza adino fotsiny fa mila hatao batisa originelle ny olona iray vao ho tonga amin'izany namana

Ny batisa originelle = batisa hataon'ny olona iray nahazo baiko, fahefana ary hosotra mivantana avy tamin'Andriamanitra....

Nazavaiko tato...

http://forum.serasera.org/forum/message/m5915fad907f9e
140. MINDAOZY ( 01/06/2017 06:20)
Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!

Tongava saina ianareo mpamaky, fa ireto olona be famaliana ireto efa misy biby ao anatiny dia tsy mety tonga saina intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1028