MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)

101. Miharena ( 26/05/2017 04:23)

RA TAN:

Hoan'i Miharena.

MAT,5:37 Fa aoka ny teninareo ho eny dia eny, tsia dia tsia; fa ny ankoatr'izay dia avy amin'ilay ratsy.

"ASA,4:12 fa tsy misy anarana hafa ety ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay ahazoantsika famonjena"

EKENAREO VE IO TENIN'A/TRA IO???
ENY na TSIA fotsiny, fa aza miodinkodina.

Fa ra vao tsy mamaly ENY na TSIA eo nareo, fa mbola miodinkodina mitady hevitra andosirana eo, dia ianareo ihany no mametraka ny tenanareo ho avy amin'ilay ratsy.

Valio aloha io fanontaniako io, dia rehefa voavalinao io dia izay ianao vao mametraka fanontaniana amiko indray.

Ianao mbl tsy namaly ny fanontaniako akory, nefa mametraka fanontaniana amiko sahady. Fandosirana an'io fanontaniana tsotra kely apetrako io ny dikan'io fihetsikao io.

Valio aloha ny ahy, dia valiko ny anao avy eo e!

ENY. ILAY ANARANA DIA JESOSY NO VOASORATRA AO. MBOLA MARO NO AO, IMANOELA, IMAHAGAGA, AMENA, ILAY VAVOLOMBELONA MAHATOKY

VALIIO MAZAVA HOE IREO NO VOASORATRA AO SA TSIA!
102. stahtam ( 26/05/2017 04:26)

RA TAN:

[quote=stahtam]
Ilay tsiparifary t@ 1996 izany nivadika vary t@ 2009. Tanimbary aiza no misy an'izany fa tena tokony hampidirina ho anisan'ny merveilles du monde an!
Baiboly tsy natao ho anao moa no ilingilingiana ka aiza moa no tsy hiteniteny foana?

=> Ndana vakio ny "JEREMIA,25:8,9", fa tena i Nebokadinezara mpanompo devoly be mihintsy aza no nataon'A/tra hoe "Nebokadinezara mpanompoko". Fa rehefa misy zavatra tin'A/tra ahatongavana tsy miraharaha izany Izy, fa na ny devoly aza ataony fitaovana.

Dia tahak'izany koa, tena nampiasain'i YAHOSHUAH ilay anaran-demony be (1995-2008), satria mbola tsy tonga ny fotoana hilazany ny Anarany tamin'izany. Fa ny vary dia vary atr@ voalohany, fa mbl tsy namoa Izy tamin'izany dia tsy hainao ny nanavaka Azy t@ tsiparifary: YAHOSHUAH dia YAHOSHUAH hatr@ voalohany, fa mbl tsy niteny ny anarany Izy t@ izany dia tsy hainao.
[quote=stahtam]
Nebokadnezara dia any @ testamenta taloha (faminaniana) izay anisan'ny boky (na tenin'ny Avo indrindra) nomena ny Israeliana fa tsy ho an'ny hafa firenena ka tsy hainao izany ny mi-interpréter an'io fa mamaky sy manao tora-po angaha ka tsy hifàka aho. Ny hevitry ny hoe "mpanompoko" aza tsy fantatrao akory. Mba hanakaranao azy (raha ho takatrao) dia ity no fanontaniana tokony hovaliana(re)o: Mpitondra famonjena ve i Nebokadnezara sa olona anisan'ny ho voavonjy? Ka i episcopo ve mpitondra famonjena sa mpitondra lainga sy anaran-devoly "hoentina" mamonjy olona? Ny nandra no azonao fitahina @ izany!!
103. Miharena ( 26/05/2017 04:35)
Miombon-kevitra amin'i Shahtam
104. RA TAN ( 26/05/2017 04:43)
Miharena:

ENY. ILAY ANARANA DIA JESOSY NO VOASORATRA AO. MBOLA MARO NO AO, IMANOELA, IMAHAGAGA, AMENA, ILAY VAVOLOMBELONA MAHATOKY

Efa nilaza ENY ianao, nefa nolazainao fa MBOLA MARO indray(ny IMANOELA, IMAHAGAGA, VAVOLOMBELONA MAHATOKY, ... anie "tsy nom propre" fa filazana ny momba Azy fotsiny e! Ny voalaza ao anefa dia hoe TSY MISY ANARANA HAFA, izany hoe ANARANA TOKANA, fa tsy anarana maro.

Izany hoe sady manao ENY ianao no mitsipaka, inn koa ary izany!
105. RA TAN ( 26/05/2017 04:49)

Miharena:

Miombon-kevitra amin'i Shahtam

Tsy mahagaga, satria samy mpitsipaka baiboly
106. stahtam ( 26/05/2017 04:58)
Ho an-dRA TAN: Valiny isaky ny fanontaniana ity fa tsy misy azo avela na iray aza:

Ampahatsiahiviko eto ny valiteninao miseho manambanimbany io, dia ho hitanao fa tena ianao no ambany fisainana:
1°) Miezakamafy ny mafy ny mandositra an'ilay *DEO,30:11-12* i ngahy stahtam, fa tsy afaka e! DIKAINY MANTSY IO SORATRA MASINA IO. Jereo indray anie ty fialana ataony e:
Valiny: Tsiahy: nisy fanontaniana tokony hovalianao mialoha ny hamaliana ny Deo 30 ka niteny aho hoe avy eo dia hovaliako io. Mitady hanao masobe tsy mahita eto ianao. Izay ilay fisainana mirefarefa
2°) ***DEO,30:11 Fa izao lalàna izao, izay andidiako anao anio, ...12 Tsy any an-danitra izany ka ... 13 Ary tsy any an-dafin'ny ranomasina izany ...***
"IZAO" & "ANIO": Efa t@ fahaveloman'i Moshè io lalàna io no notandremana sady nihatra nanomboka tamin'izany; fa tsy hoe mbola hoavy akory.
Fa tao ambony tao aho no efa niteny hoe: lazain'i stahtam fa MBOLA HO AVY indray zao io"
"DEO,30:11-13" io rehefa sahirana izy, dia io tokoa ary fa lazainy fa MBOLA ANY AMPARANY INDRAY HONO IO. Fa ingahy stahtam tsy mahasahy miteny mahitsy; fa mody ilay *MIKA,4:1-* no mody arosony eo.
Nefa mazava be ny teny sady tsis mivilana na kely akory aza"

Valiny: maso efa nisasa ve ilay mamaky sa mbola mamo?
ANIO: fandidiana ny Zanak'Israely hitandrina no hoe "anio", tsy hoavy izany. Fa ny fankanesan'ny hafa firenena any Israely @ andro farany no Mika 4. Misy teny ve eo hoe mankanesa any israel izay hafa firenena te-hitandrina ny D10 t@ io fotoana lazainao hoe anio io?
Ny FANDEHANANA any Israel hitandrina didy folo no resaka t@ io, dia izay no nahatonga ilay fampahatsiahivana hoe mbola any am-parany ny fiverenana any. Iray iny.
3°) MIFATOTRA IANAO RY STAHTAM AAAAAA!!
MPANDIKA LALÀNA IANAO EEE!!
Valiny : efa tsy mahataitra
4°) FA MITONANTONANA BE MANINONA ATY M/CAR NGA IO STAHTAM IO O????
MANANGANA SECTE VE??
==> FANOHERANA NY TENIN'I MOSHÈ INDRAY IO ATAONY IO!
DIA REHEFA MANOHITRA AN'I MOSHÈ IANAO DIA MANOHITRA NY *TESTAMETA TALOHA* NY DIKAN'IZANY E!
Valiny: na ny Israeliana aza dia mbola miely sy miparitaka maneran-tany, fa nolazainy hoe HANGONINA. Tsy fahalalanareo faminaniana no mahatonga ireny tora-po maroloko sy majuscules ranolava ireny fa tsy hoe argument mitombina akory.

5°) "Dia iza ary ilay lazainao fa israeliana TPNDROIN'IO ISAIA,42:1-6 io aminao??"
Valiny: tsara aloha raha efa niaiky fa tsy hafa firenena no tondroina @ io. Tsara koa rehefa tsy nahita havaly tany @ ilay dikan-teny satria porofo iny fa borné ilay fisainanareo. Ny hoe fitsingolohana sy fialàna bala dia tsotra no valiny: valio eny na tsia hoe jugement=fitsipika=rariny. Miolakolaka sy miala bala ianao raha milaza fa tsy vontoatin-javatra io.
6°) "Tonga dia lazao ny anarany, fa tsy ny resaka dikateny indray no itsingolohanao ataonao fialana bala eo. sa MBOLA ANY AMPARANY tahaka an'itsy ambony indray koa?"
Voalaza ao anaty faminaniana (@ teny hebreo) ny anaran'io iraka io, saingy ianareo tsy mahay teny hebreo ka hataoko ahoana no filaza azy aminareo? Tsy aleonareo ve tahilim sy halaloia
sy shamôt aloha no hamafisina tsara?
107. Miharena ( 26/05/2017 04:59)

RA TAN:

Miharena:

Miombon-kevitra amin'i Shahtam

Tsy mahagaga, satria samy mpitsipaka baiboly

Aoka tsy ho tsiny namana RA TAM fa fantatro fa manam-pinoana ianao.

NY ANARANA DIA EFA VOASORATRA EFA ELA ARY NIFANDIMBY NAMPIASAINA TAMIN'NY TARANAKA ISAN-TOKONY teto ambany masoandro ary tsy nisy nanafina ANARANA na nanao imposteur izany.

Ny mpandrava no tandremo satria feno ny TENY ao anaty Baiboly.

Hoy JESOSY hoe tsy tonga handrava ny Lalana AHO fa tonga HANATANTERAKA.

IO FANATANTERAHANA IO DIA JEHOIVAH MITENY AO AMIN'I JESOSY. (azonao atao ny manao parallelisme Yahoah Yehoshuah).
108. RA TAN ( 26/05/2017 05:08)
Hoan'i stahtam sy Miharena.

Ny testameta taloha sy ny testameta vaovao dia tenin'ny Dadanay izay any andanitra; tenin'io lazainao fa Avo Indrindra io. YAH no anarany.

Misy ny ambony lavitra nohon'ny israeliana eto, dia izahay zanak'A/tra izany.

Fa raha izany iraeliana izany dia FAHAVALON'A/TRA raha ny @ Filazantsara (ROM,11:28).

Ary i stahtam mitomany ho jiosy io dia sinagogan'ny satana (APOK,2:9), ary tena zanaky ny helo indroa lavitra mihoatra nohon'ny jiosy mpitandrina didy folo aza hoy i Yahoshuah (MAT,23:15).

I Miharena koa milaza fa miray tsikombakomba @ stahtam dia tratra ao koa.
109. stahtam ( 26/05/2017 05:27)

[quote=RA TAN]

Ity izany ilay hoe sambory izay azo rangotina e! Mpiray tsikombakomba e, oy a e!
1°) "Fa raha izany iraeliana izany dia FAHAVALON'A/TRA raha ny @ Filazantsara (ROM,11:28)"
Lainga avy aiza indray ity lazainao? Jereo ny andininy 26 eo alohan'io dia ho hitanao fa nataon'i Paoly mamon-divay ianareo mianakavy.
2°) Synagogan'i Satana: tena azo velarina ho lohahevitra iray mitokana mihitsy io verset io fa ny fahasahiana dia miankina aminao ihany.
3°) MAT 23/15: IO INDRAY ilay tsy sahy milaza ny andininy 1. Kanosa
110. MIharena ( 26/05/2017 05:35)

RA TAN:

Hoan'i stahtam sy Miharena.

Ny testameta taloha sy ny testameta vaovao dia tenin'ny Dadanay izay any andanitra; tenin'io lazainao fa Avo Indrindra io. YAH no anarany.

Misy ny ambony lavitra nohon'ny israeliana eto, dia izahay zanak'A/tra izany.

Fa raha izany iraeliana izany dia FAHAVALON'A/TRA raha ny @ Filazantsara (ROM,11:28).

Ary i stahtam mitomany ho jiosy io dia sinagogan'ny satana (APOK,2:9), ary tena zanaky ny helo indroa lavitra mihoatra nohon'ny jiosy mpitandrina didy folo aza hoy i Yahoshuah (MAT,23:15).

I Miharena koa milaza fa miray tsikombakomba @ stahtam dia tratra ao koa.

Ny fanontaiako eto dia hoe angaha tsy olona ianao RA TAM? Ary tsy olona angaha izay iresahanao ankehitriny no milaza ianao fa Dadanareo irery Jehovah/Yah?

Ny regggae man, Jah koa no fiantsony ny Babany.

Fa ny fanontaniana dia hoe izay voasoratra ao anaty Baiboly ve no mamaritra an'i JAH reggaeman sa boky hafa?

Baiboly sa boky hafa no mamaritra ny Anarana hoe Jehovah/Jesosy ary hafa ny Yah/Yahoshua??

VALIO TSARA ILAY IZY FA AZA MIOLAKOLAKA!

Ny olana eto amintsika dia ity, heverina hamarinina amin'ny fomba fijerin'olona ny vontoatin'ny Soratra Masina.

Io no manary sy mahavery fa tsy ny Baiboly sy izay voambara ao.

111. RA TAN ( 26/05/2017 06:12)
Miharena:

angaha tsy olona ianao RA TAM? Ary tsy olona angaha izay iresahanao ankehitriny no milaza ianao fa Dadanareo irery Jehovah/Yah?

ZANAK'A/TRA AHO.

Ianao olona.

Tsy miady @ olona aho eto, fa miady @ tsy olona.

I stahtam izay iombonanao hevitra io dia tsy olona.
Olona ihany no manoratra eto, fa tsy olona izany io; ko raha tsy izany ve hitsipaka baiboly.

Tontolon'ny fanahy izany, tsy takatrao satria ianao olona (nofo)

Tsy misy mihintsy fitenenana hoe: halèloyJEH, na halèloyJAH. Fa "HalèloyYAH" no fiteny.
Hal Èloy YAH Voninahitra ho an'A/tra atao hoe YAH.

Aza ampitoviana @ Jehovah Izy, fa mampitovy an'A/tra @ devoly ianao raha mampitovy an'izany

112. Miharena ( 26/05/2017 06:30)
RA TAM a!

Miolakolaka indray ianao mamaly!

Inona ny OLONA aminao mba hanombohana azy indray fa lasa manava-tena indray ianao izany sady manavaka ny hafa!

Ny olona samy manana ny firehany ve lasa miavaka hoe zanak'ondry sy zanak'osy??

raha resaka Y sy J, ireo litera ireo dia iray tamin'ny Romana taloha be ny fanononana azy.

Mbola mahazo manamporofo ianao ao amin'ny fitenin'ny Eoropeana maro. Ny Hollandais ohatra tsy hahitanao hanonona ny J ho J fa YH no fanonony azy. Raha hitady olona mboal primitif fiteny dia ireny no jereo.

Ary aza dia mikombona ianao fa ny Zanak'Andriamanitra izany olona nahazo Fahafahana ary asandraNY hahay mamakafaka sy mazava saina fa tsy manavakavaka.

113. stahtam ( 26/05/2017 06:38)

RA TAN:

[quote=Miharena]

angaha tsy olona ianao RA TAM? Ary tsy olona angaha izay iresahanao ankehitriny no milaza ianao fa Dadanareo irery Jehovah/Yah?

ZANAK'A/TRA AHO.

Ianao olona.

Tsy miady @ olona aho eto, fa miady @ tsy olona.

I stahtam izay iombonanao hevitra io dia tsy olona.
Olona ihany no manoratra eto, fa tsy olona izany io; ko raha tsy izany ve hitsipaka baiboly.

Tontolon'ny fanahy izany, tsy takatrao satria ianao olona (nofo)

Tsy misy mihintsy fitenenana hoe: halèloyJEH, na halèloyJAH. Fa "HalèloyYAH" no fiteny.
Hal Èloy YAH Voninahitra ho an'A/tra atao hoe YAH.

Aza ampitoviana @ Jehovah Izy, fa mampitovy an'A/tra @ devoly ianao raha mampitovy an'izany

[quote=stahtam]
Efa fantatra ny capacité sy ny niveau-nao RA TAN a!
Rehefa tsy takatrao sy tsy voavalinao ny fanaporofoana rehetra ara-baiboly nataoko teto dia am-boletra fotsiny sisa no azonao atao hoe mitsipaka baiboly ny tenako. Ny testamenta vaovao-nao no feno lainga mampiraikitra anao ary tsy hainao valiana dia mody ailikao aty ny rihitra.
Milaza ianao hoe halèloyah no FITENY, fa angaha tsy HALALOYYAH indray no fiteny? Io mivadibadika tahaka ny lela may io dia fomban'ny menarana (tsy olona)
114. RBNIR ( 26/05/2017 07:56)

RA TAN:

Hoan'i Miharena sy RBNIR.

MAT,5:37 Fa aoka ny teninareo ho eny dia eny, tsia dia tsia; fa ny ankoatr'izay dia avy amin'ilay ratsy.

"ASA,4:12 fa tsy misy anarana hafa ety ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay ahazoantsika famonjena"

EKENAREO VE IO TENIN'A/TRA IO???
ENY na TSIA fotsiny, fa aza miodinkodina.

Fa ra vao tsy mamaly ENY na TSIA eo nareo, fa mbola miodinkodina mitady hevitra andosirana eo, dia ianareo ihany no mametraka ny tenanareo ho avy amin'ilay ratsy.

Ilay Anarana entinao hoy aho "TSY ORIGINELLE" satria 1 dikan-teny amin'ny teny latina ny baiboly nangalan'ingahy samuelson edward azy, 2 rehefa manao recherche dia efa forme aBrégé ilay hoe YAH fa tsy originelle intsony...

Raha ekena (raha ekena) hoy aho fa Anarana originelle no tena takiany dia mbola diso ihany koa izany ny anao RA TAN....
115. MINDAOZY ( 26/05/2017 08:54)
RBNIR:

Tsy nahasahy namaly ENY na TSIA i RBNIR.
Avy @ ilay ratsy izany i RBNIR.

Tena miharihary ny maha mpanota azy. RBNIR koa mantsy ilay misoloky; milaza fa tsy mpanota rehefa nahita anay ao @ Yahoshuah tsy mpanota, nefa ny didy folo sakelehana ihany ny an'i RBNIR
116. MINDAOZY ( 26/05/2017 09:13)
Miharena:

angaha tsy olona ianao RA TAM? Ary tsy olona angaha izay iresahanao ankehitriny no milaza ianao fa Dadanareo irery Jehovah/Yah?

ZANAK'A/TRA IZAHAY.
ANDRIAMANITRA IZAHAY ny dikan'izany.

Izay rehetra zanak'A/tra dia sarompiaro @ anaran'ny Danany, ary saropiaro @ anaran'ilay zoky mpamonjy; dia manaja tsara an'izany anarany izany, ary mitsangana miaro an'izany hatramin'ny farany.
YAH no anaran'ny Dadanay, ary YAHOSHUAH no anaran'ny zokinay. Aza ampitovianareo @ anaran-demony ny anarany!

Fa ny zanaky ny fahavalo kosa dia tsy miraharaha an'izany, fa miantso Azy @ karazana anarana fanambaniana sy anara-petaka fanevatevana maro isankarazany; satria fahavalo ireny. Lazainy fa mety daholo izay iantsoana Azy (na JEHOVAH na SAMBILO na REMENABILA naJESOSY na ZEUS na inn inn karazana anarana ratsy rehetra any); mody lazainy fa hoe @ maha A/tra Azy ve dia tsy ho fantany hoe Izy no tiana ho tenenina. Sain-demony be izany, satria ny sitrapon'A/tra no atao(ASA,4:12), fa A/tra indray no asaina manao ny sitraponareo any
117. Miharena ( 26/05/2017 09:39)

MINDAOZY:

Hoy Jehovah : any am-parany no handrotsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra.

Ao koa ny teny hoe : IZAHO no mamantatra ny voa sy ny fo.

Ka tsy hiresaka lava aho fa aleo ho hita amin'ny endrika hitondran'ny tsirairay azy avy raha toa ka manana toetran/Andriamanitra izy na toetran'olombelona voarebireby sy takona ka manjary miteniteny foana.

Ny mahavaka fotsiny dia hoe misy mitompo teny fantatra fa rehefa mahay ny fiantso nataon'ny Jiosy fahiny dia marina, nefa ny Baiboly vakiany aza dia izay naparitaky ny Romana ihany. Rehefa mamaky ilay Baiboly izy dia ovainy fotsiny ilay Anarana voasoratra ao arak'izay fiheverany fa decouverte izay nefa efa hatrizay no efa fantatra fa Jesosy=Yahoshuah amin'ny Jiosy.

Dia rehefa misy vavolombelona miteny mazava hoe nahita an'i Jesosy dia tsy mino. Fa lazainy fa Yahoshuah ihany no izy.

Misy an'i Pamela KRIBES izay Hollandaise nisehoan'i Yeshua izao any. Dia tonga koa Samuelson Edwrd fa nahazo koa dia mandrava ny Didy Folo izay Jehovah/Yah no nampanoratra azy.

Izany hoe toheriny ilay tenin'ny DADANY.

Tsy zanaka mania ve izany?
118. RA TAN ( 26/05/2017 11:40)

Miharena:
Nefa ny Baiboly vakiany aza dia izay namparitaky ny Romana ihany. Rehefa mamaky Baiboly izy dia ovainy fotsiny ilay Anarana voasoratra ao.

RA TAN:
Tsy ny baiboly no diso, fa ilay anarana napetraky ny mpandika ao no diso. Ary izahay mahalala ny marina dia ny marina no tononinay rehefa mahita an'ilay diso izahay.

Miharena:
nefa efa hatrizay no efa fantatra fa Jesosy=Yahoshuah amin'ny Jiosy.

RA TAN:
Eritreritrao manokana izany, fa tsy marina.
Jesosy a/try ny grika mpiaramiasa @ devoly, fa Yahoshuah kosa ilay A/tra mpamonjy. Ka ahoana no hampitovy an'izany?
Aza ampitovianao @ devoly A/tra.

Miharena:
Dia tonga koa i Samuelson Ewrd fa nahazo koa dia mandrava ny Didy Folo izay Jehovah/Yah no nampanoratra azy.

RA TAN:
YAH no nanao ny zv-drhtr, fa tsy Jehovah.
Fa iza kay no ambony ianao sa ny didy folo? Fa samy asan'ny tanany ireo. Fa ianao aza rhf maditra atsipiny any @ helo, ka maninn koa moa ra nopotehany ny didy folo rehf tss ilaivana azy
119. stahtam ( 26/05/2017 11:51)
Ho an-dRA TAN:
Nipoitra ihany ny porofo nandrasako fa ela ny ela e!!
1°) Hoy "RA TAN:
YAH no nanao ny zv-drhtr, fa tsy Jehovah."
2°) Hoy "Herilanto777:
YAHOSHUAH no nahary ny lanitra sy ny tany."
3°) Hoy stahtam: "olo-sagnagna"
120. RA TAN ( 27/05/2017 07:41)
stahtam:

Ho an-dRA TAN:
Nipoitra ihany ny porofo nandrasako fa ela ny ela e!!
1°) Hoy "RA TAN:
YAH no nanao ny zv-drhtr, fa tsy Jehovah."
2°) Hoy "Herilanto777:
YAHOSHUAH no nahary ny lanitra sy ny tany."
3°) Hoy stahtam: "olo-sagnagna"

JAONA,1:1 Tamin'ny voalohany ny Teny(YAHOSHUAH), ary ny Teny tao amin'Andriamanitra(YAH), ary ny Teny dia Andriamanitra. 2Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany. 3Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary rehetra izao.

YAHOSHUAH no naharin'A/tra Ray(YAH) ny zavatra rehetra.
Izany hoe: YAHOSHUAH no fitaovana nampiasain'A/tra Ray nanamboatra ny zavatra rehetra.

Na ny devoly miseho manambanimbany an'A/tra sy mitady ny irika haminganana io aza namboarin'A/tra Ray sy YAHOSHUAH koa, fa voaroaka izy dia izao be fialonana sy manaratsy izao sisa no ataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1457